ity
1. bazylou
(
13/08/2007 22:03)
""Vao avy any Madagasikara ny tenako ka ny vaovao dia mampalahelo ny zava-mitranga ao Madagasikara ao:
- ny arema indray izao no omen-dRavalomanana laka,tsy lazaina intsony ry Ranjeva sy ry rakotomanana honoré sy ny jénéraly rajhonson bruno. Ny sénat izay 2/3 no arema dia nahazo 30 volana hiasana indray raha tokony hotapitra ny mars 2007 ny mandat.ny assemblée nationale izay 2/3 Tim anefa dia noravana mialohan'ny fotoana. Ao mahajanga koa ohatra, dia olona fantatra fa arema hatramin'izay no natao isan'ny délégation spéciale.
- ireo nitolona tamin'ny 2002 kosa dia nopotehandRavalomanana avokoa: ireo zanadambo izay nitambasy nanohitra ny milisin-dratsiraka dia endrehina ankehitrio, i Pety izay nanao sorona ny ainy hanafaka ny tanànan'ny fianarantsoa dia norojoana vy ny tanany sy ny tongony nitondrana azy aty antananarivo, i rolland Ratsiraka izay nanangana ny saina fotsy ka nampiditra ireo zanadambo tao toamasina dia any amponja, sns....
- mibosisika izay tsy izy ny sinoa mitrandraka ireo harena rehetra (vatosoa, voamboana, ho takalon'ny fanomezana blouse sy kitapon'ny mpianatra, tantely afa-drakotra ny firenena;
- betsaka ny halajaza sy ny halampaty, hatramin'izao dia tsy mbola hita ny rangory fototry ny afo. Ny loza dia izay tratra dia avotrotry ny fitsarana ary ny mpitondra fanjakana dia mangina. Nefa raha vao vahiny iray no nisy namono dia anaovana conférence de presse.
- miakatra izay tsy izy ny vidimpiainana, misondrotra ny vidin'ny tany ka lasan'ny vahiny ny tanintsika;
- tsy mandeha ny fanaovana lalàna, ny constitution dia novaina mba hifanaraka amin'ny MAP, izany hoe ambonin'ny constitution ny MAP.Ny loi de réglement 2004 izay nampiseho dépassement 1000 milliards de fmg dia nolanian'ny solombavambahoaka ihany.ny lalàna mifehy ny fifidianana dia mbola tsy novaina nefa dia hoavy indray ity ny fifidianana solombavambahoaka
- alain'ny ravalomanana hoazy ny tanin'ireo tantsaha toy ny ao ambatondrazaka, manjakandriana, andranofasika sy mahajanga.
- miroborobo ny asanjiolahy sy ny vakitrano eto andrenivohitra ;
- afaka dimy volana dia afaka miditra eto ny madagasikara ny entana sy ny vahoakan'ny SADEC,firy indray ireo mpanao asa tanana sy indostria gasy no hikatona ?
- ny mpiasampanjakana dia ampiadiana ka misy atsaraina ny grille indiciaire toy ny administrateur civil talohan'ny fifidianana, ny polisy tao aorian'ny fitokonan'izy ireo tany toamasina, ny magistrat izay ato ho ato, fa ireo mpampianatra maro anisa kosa dia efa tamin'ny novambra 2006 no nanao promesse ny filoha satria may teholany, fa hojerevany manokana ny mpampianatra, nefa inona akory?
- ilay nangalatra 60 milliards tao amin'ny banky foibe dia tsy nanaovana fampitadiavana fa ilay naka 2 milliards dia nanaovana. i Pety dia noenjehina satria tsy namerina 4x4 iray fa ireo minisitra maro izay noesorina dia mbola mampiasa tsy misy arakaraka ireo fiarampanjakana. Misy atao zanak'ikalahafa eto.
-Ny tim dia mizara telo, ao ireo nanaraka an'i lahiniriko, ireo manaraka an'i ranjivason izay mitaky ny fanalana ireo arema eo amin'ny fitondrana, ary ao ireo miaraka amin'ny zo raharimihaja. Ny filohan'ny faritra indray no manolotra izay hocandidat n'ny TIM amin'ny fifidianana solombavambahoaka fa tsy ireo TIM any amin'ny base.
- amin'izao jeux des iles izao dia samborina avokoa ireo 4mi eny amin'ny arabe ary hidina amin'ny toerana iray, ravaina ny trano 400 tafo eo hoeo eny isotry nefa ny andro ririnina.
- mandeha ny resaka fa hosamborina Odon razanakolona , lehiben'ny fiangonana katolika eto madagasikara.
- ny déléstage izay tsy nisy hatrizay dia niaina izany ny vahoaka eran'ny nosy hatramin'ny taona 2003 ka mandrak'ankehitrio.
Ny mahavelompanantenana dia efa manomboka mihetsika ny vahoakan'antananarivo ka ny 30% ihany no tonga nifidy tamin'ny référendum.
Mijaly ny gasy, izay no azo amintinana ny zava-misy.
""":wink::wink::wink:

novalian'i Jeankely ny 21/09/2007 13:58
3. lantokely
(
14/08/2007 06:13)
tsy ahavoky ny tsy manan-kohanina anie ry Fiffi ity meday resahinao ity e.
4. Jeankely
(
14/08/2007 08:46)
Tsy hinanankanina aminao fa ezaka lehibe ary vokatra tsara ho an'ny mpanao fanatanjahantena. Tombony ho azireo ny fisian'ny lalao iraisampirenena. Rehefa mba mahazo lalaon'ny Nosy dia mba mihevitra sao mety mba ahazo ambonimbony any amin'ny sehatra Afrikanina dia mitohy hatrany. Raha izay hinanakanina mivantana ve ry Lantokely tsy ho fohanana izany ny Fanatanjahantena aminao? Ny fivarotantena mihinankanina mivantana ka sahala io izany ve no ampiroboroboina? Ny sehatra rehetra samy manana ny anjarany fa tsy ny sehatra misy anao ihany akory no hinanakanina.
6. Jeankely
(
15/08/2007 09:00)
Aza mitomany izany fa arakarakin'ny fisiany mpifanandrana vao mainka miakatra ny hery.
7. LazaDaddy
(
16/08/2007 03:20)
lamie:raha ampiana an'io saina io ny solon'anarana dia voavaly ny fanontanianao.
toetsain'ny sasany eto tena :snif: :snif: :snif:
Ohatra:
La Mi-saina (Lamie)
bazy lou saina (Bazylou)
Jean Kely Saina (JeanKely)
10. kanota
(
16/08/2007 13:39)
Mmmijaly bazylou fa tsisy mpihaino. Lasa adala ny GIDRO ary mikiakiaka.
12. Jeankely
(
17/08/2007 10:30)
Ny sasany miezaka mitady hevitra hampivoatra fa dia tena mahagaga fa ny olona milaza mipetraka andafy sy mahita ny fandrosoana indray no manao resak'olona avy anaty ala mikitroka ary mitady ny tsy hisian'ny fepetra sy lalana fa samy manao izay tiany. GIDRO lasa andafy marina.
14. niainalynx
(
21/09/2007 11:18)
mba manomeza vahaolana ry bazylou fa aza "bas loha" hoatr'izany a !
Manakiana fotsiny fa tsisy hevitra atolotra mitsiny ! Ny 4 amis anie ny nisamborana azy halefa any am toerana anankiray mba hivelona e ! Io na miakatra 1000000000000% aza ny vidimpiainana eto madagasikara zakan'ny gasy foana io ! Ny fisarahan'ny TIM ndray : zay no politika aminy ! Lay nangalatra 2 milliards ndray dia tara enao fa efa misy mandat international ho azy ireo !
Ary ny any andafy angaha mihena ny vaky trano sy ny fanendahana sy ny fampihorohorona???? Asa aloha e?!!!!:^) Fa ahoana ary zany toatsainao zany ry bazylou a?

15. Jeankely
(
21/09/2007 13:58)
Manenjika 4 mis daholo ny firenena rehetra. Tsy azo atoritoriana ny tanandehibe=))=))=))