zany hono......
11. RyAnona
(
14/08/2007 17:11)
marina izany fa aleo avadibadika im 77 x 77 ny lela vao milaza zavatra sao:-/:-/:-/
12. sakaizakely
(
14/08/2007 20:50)
za io ry Fiffi a !
Sady tsy miolankolana no tsy mifendro na goliata aza fa rehefa misy tiako tenenina de teneniko. Bedabe ny tsy faly fa alefako mibotsina ireny. La franchise ne fait pas que des amis :lol::lol::lol::lol: Betsaka no tsy mahatanty