Tandremo, Maimbo maibo ny any BAHAMAS

1. tezitra ( 07/08/2007 16:54)
Natokana ho an'i zanaka gasy mihintsy, Mitady mpiasa hono ny any Bahamas, Toa maimbo izy izany, fa ahoana
1)Bahamas:
Bahamas pays à pardis fiscaux, anglophone, à des vingtaines de millers de kilometre de madagascar
Mitady mpiasa gasy hono, izay francophone, or ny haitien sy ny jamaicain, anglophone , dia champion ny mpitsoa-ponenana, ary à quelques centaines de kilomètre, tsy andaniana vola akoryny manafatra azy. maimbo

2)Betsaka ny experience amin'ireny, tranga telo:
-Liban:Gasy maro no tsy naloan'ny karamny, niasa karamavarimasaka
-Maurice: gasy maro no miasa any, tsy mivoaka raha tsy isaka asabotsy, accompagnés, ary tsy misy securité.Izay marary mody.
-Irak:Gasy maro no nanatitra dossier, nandany vola nikarakarana dossié, nanjavona ny cabinet de recrutement , lasany ny vola. nanankarena tampoka ry zareo

3)Inona no ataon'ny Fanja:
Tsy misy ankety , notairin'ny olona ny ministera vao milaza hanao ankety,
ary asa raha hanao, parole des politiciens.or, tokony ny ankety eo antsahavola, ny tany bahamas, momban'ny agence de recrutement, tokony natao mialoha izany rehetra izany.

Raha maninomaninona ny zanaka gasy dia ravalo sy ny tim no responsable

TRONDRO MATY IHANY NO MANARAKA OJAN-DRANO
novalian'i Roch ny 26/08/2007 09:10
2. Fiffi ( 07/08/2007 17:00)
tezitra:

Raha maninomaninona ny zanaka gasy dia ravalo sy ny tim no responsable
de inn njay no hidiran'Ravalo am-zany klé !


Recrutement aux Bahamas
Ouverture d'une enquête ministérielle
La confusion règne dans l'affaire de recrutement aux Bahamas. Pour dissiper les doutes, le ministère de tutelle a ouvert une enquête pour déterminer la véracité des offres.


Toujours l’affluence pour le recrutement aux Bahamas.
Les demandes d'informations sur le recrutement pour les Bahamas affluent auprès des cabinets d'emplacement et du ministère de la Fonction publique, du travail et des lois sociales. Beaucoup de gens comptent sur ce dernier pour intervenir.
“L'initiative est privée et l'Etat ne peut pas intervenir dans le processus de recrutement. Toutefois, nous avons ouvert une enquête pour assurer le respect de la loi concernant ce recrutement”, explique Lauréat Solofoniainarison, secrétaire général de ce ministère.
Il ajoute que personne ne devrait partir travailler aux Bahamas ou dans tout autre endroit avant qu'elle ne reçoive un contrat de visa visé sur ledit travail.
Pour le moment, aucun papier offciel n'a été soumis au ministère sis aux 67ha. “Au niveau du recrutement, le ministère de tutelle ne doit en aucun cas interférer”, précise le responsable qui réclame d'autres conditions supplémentaires de la part des responsables du projet en plus des conditions sine qua non comme la disponibilité des infrastructures d'accueil et la garantie d'un billet aller-retour pour chaque candidat.
Constater de visu
“Il s'agit d'un recrutement massif, les services d'un bureau de placement est nécessaire. Aussi, nous exigeons une visite périodique auprès des sites pour constater de visu la situation aux Bahamas et pour nous assurer que les conditions sont bel et bien respectées”, poursuit-il.
En même temps, les entretiens pour le recrutemment des cadres ont débuté, hier, au Hilton Madagascar. Pour le reste, un cabinet de recrutement assure seul la réception des dossiers de candidature.
Fanja Saholiarisoa
Date : 07-08-2007 L'Express de Madagascar



3. xxx ( 08/08/2007 11:00)
Tsy hita marina 'zay hidiran'i Ravalo amin'izany fa raha manaraka ny feon-gazety etsy sy eroa isika dia tena sarotiny tokoa ary saro-piaro amin-tsika Malagasy ny fanjakana ,ahoana moa ny TIM sy Ravalo no hiantoka an'izany ,
Mba fotopotory ihany ny zava-misy fa de aza mamely fitondrana hoatr'izany foana ,ireny aza moa ireo tany Liban toa i Ravalo ihany no nitondra azy nody
4. Fiffi ( 08/08/2007 11:03)
xxx: zany angé hoa eh ! ny tsy fitiavana azy no be de :evil: eto !
5. naritsimba ( 08/08/2007 11:21)
Ny anongotsongoana ny maty dia tahotra ny handevim-belona.

XXXX>> fiffi>>> raha ny hevitro dia misy mahamarina azy ny voalazan'ny tezitra, isika malagasy mantsy tsy taitra hatramin'izay ary io toetra tsy taitra io no mahavoa antsika. Marina fa asa no tadiavin'ireo tsy an'asa any ivelany rehetra na aiza na aiza toerana aleha, saingy izao, maninona no efa akaiky ny fotoana vao mamotopototra ny fitondrana? inoako fa efa voaomana mialoha io fa nisy zavatra tsy mazava matoa nahoraka tampoka ilay fandraisana mpiasa, saika natao ho an'ny zanaky ny mpitondra io saingy tsy tafavoaka na nisy nahatsikaritra indray ny fomba ratsy fanao dia lasa natao fanta-baoaka ilay izy.
izay ilay fomban'ny mpitondra eh,
6. Fiffi ( 08/08/2007 11:29)
naritsimba:
saingy izao, maninona no efa akaiky ny fotoana vao mamotopototra ny fitondrana?
naritsimba: heu...ka ny essentiel ve tsy io hoe efa mba mamotipotitra momba an'io ry zareo ? ka mba soahiany aza fa misy io....na de efa hatomotra aza ny fotoana ...na izany aza...na hatomotra aza ny fotoana , rehefa misy tsy mety de azo ravana daholo koh !


7. xxx ( 09/08/2007 08:13)
tezitra> itovizako fijery aminao ny 1) sy 2)
Ny faha 3) kosa anefa, dia laviko, satria tsy misy idiran'ny fanjakana loatra io, araho tsara ny vaovao fa toa tsy dia maharaka ianao izany.
8. xxx ( 09/08/2007 08:36)
Amiko indray dia misy idiran'ny fanjakana io : adidin'ny fanjakana ny miaro ny vahoakany,, donc adidiny ny manome le maximum d'information , mampianatra azy hoe izao ny procédure tokony arahina , avy eo choix n'ny tsirairay ny te handeha any na tsia

efa signal d'alarme ny cas Liban dia mbola tsy rototra foana ve ny fanjakana ?
9. Fiffi ( 09/08/2007 14:57)
xxx: fa tsy novakinao ve io hoe "Ouverture d'une enquête ministérielle
La confusion règne dans l'affaire de recrutement aux Bahamas. Pour dissiper les doutes, le ministère de tutelle a ouvert une enquête pour déterminer la véracité des offres.
:roll:
10. bazylou ( 12/08/2007 00:16)
ry fiffi itony koa tsy mahazo resaka , fa ny izao sy izao ihnay, mazava ho azy fa responsable le valo sy ny tim rah amirefotra ireo!! iza no manome autorisation sy mampanao ny gast=y ho esclave moderne ireo ??? iza.. dia tohizo fa ianao ihany ,no namaly azy:roll::roll::roll:
11. Fiffi ( 12/08/2007 08:32)
tsy novakin'bazylou koh zany io voalazan'gazety io raha izany an ! vakio kalou alohan'ny.....:^)
12. soanja ( 13/08/2007 11:47)
Zah gaga be nahita ny fisavoritahan'ny olona sy ny fahamaikan'ny olona nisoratra anarana teo Antsahavola.
Andriamanitra o, hoy aho, enga anie tsy hisy aina latsaka eto no izay ho any Bahamas tsy hitondra takaitra.
Raha nanam-potoana sy fahafahana aho izao dia mba nivily kely tany Bahamas nanadihady saingy atao akory fa tena repotra aloha izao.
Tokony hisy olona mpanelanelana hanao izany fanadihadihana izany raha tena mitombina tokoa io any Bahamas any sao maty any ny zanantsika.
Ny tsy azoko mantsy dia i Haiti sy Cuba firenana mahantra eo akaiky eo tsy ampy asa mihitsy koa nahoana isika aty lavitra be aty no katsahiny. Sa ve hoe manja sy mora mahay kokoa ny Gasy. Raha io dia ekeko aloha saingy tsy ampy hanorenana orinasa.
Mazotoa daholo.
13. Fiffi ( 14/08/2007 08:13)
soanja:
Zah gaga be nahita ny fisavoritahan'ny olona sy ny fahamaikan'ny olona nisoratra anarana teo Antsahavola.
soanja: hitako tao am gazety koh akia io an ! fa tena tsy mijanona minhintsy le izy ?:roll:


14. bazylou ( 15/08/2007 16:48)
mazava ho azy fa esclave moderne io ka inona intsony no hamakiana ny article ao amin'ny gazety!! dia hanao liban sy ny tariny koa, aleo hanao e;; :roll::roll:
15. Roch ( 26/08/2007 09:10)
xxx:

tezitra> itovizako fijery aminao ny 1) sy 2)
Ny faha 3) kosa anefa, dia laviko, satria tsy misy idiran'ny fanjakana loatra io, araho tsara ny vaovao fa toa tsy dia maharaka ianao izany.

Inona moa no atao hoe fanjakana????????????Moa ve efa nanome ankety mari-pototra momba io ny fanjakana?
fanjakana tsy tompon'andraikitra? Ministeran'inona no tokony hanome ny informations, sa mandehandeha fahatany ny gasy???????????.Tena tsy mahara-baovao aho fa inona no tena marina? Ianao tena mahara-baovao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.42