bon annif boubounezy

1. diamondra27 ( 06/08/2007 10:44)
Dia faly miarahaba andry tratry ny fety
dia enga anie ka hitombo taona be de be , lol = ho lava andro iainana re e!
de hitombo retra retra ze tianjy
Miala tsiny reitsy fa tsy afaka ni-déplacer fa mbola misy atao a!:wink:

de tsy adinoko koa ireo namana hafa même jour d'annif

samy ho tahian'Atra daholo

:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i karinah ny 12/08/2007 19:58
2. diamondra27 ( 06/08/2007 10:45)
tandremo sao de aseho anay ny sary an!

3. xxx ( 06/08/2007 10:57)
4. diamondra27 ( 06/08/2007 11:43)
averina ndray

tandremo sao de tsy aseho anay ny sary an!
saika lanin'i bbnz ngamba le tsy, hihih:-D



xxx:tena io mistsy koa v no tinao alefa sa lasa tampoka?
5. lancia ( 06/08/2007 12:39)
:-*:-*:-*:-*bonanif zany e:-*:-*:-*
6. tywa68 ( 06/08/2007 13:13)
bon anniversaire Boubounezy a :-*
7. karinah ( 06/08/2007 13:21)
boubounezy! bizous

8. fasaly ( 06/08/2007 14:18)
bonnanif aky bobonz ah! de manaova fety manja be!:-*
9. mandrak ( 06/08/2007 20:22)
bon anniversaire Borbonezy :-*
10. niryna ( 08/08/2007 04:59)
diamondra27:

Dia faly miarahaba andry tratry ny fety
dia enga anie ka hitombo taona be de be , lol = ho lava andro iainana re e!
de hitombo retra retra ze tianjy
Miala tsiny reitsy fa tsy afaka ni-déplacer fa mbola misy atao a!:wink:

de tsy adinoko koa ireo namana hafa même jour d'annif

samy ho tahian'Atra daholo

:-*:-*:-*:-*:-*



(l)niryna :*:*:*
11. princesseN ( 08/08/2007 09:46)
:-*:-*:-*:-*bonne annif eh!sady mirary soa hatrany eh!:)
12. boubounezy ( 12/08/2007 16:02)
diam tsisy sary mamou fady akory ka! tsy aseoko ra zay ny tinjy dé njy kou torakizany ho tratrantitra mazao zé irina retra

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
13. boubounezy ( 12/08/2007 16:05)
lancia mesy njy d :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*bdb
14. boubounezy ( 12/08/2007 16:06)
taywa68:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* mesy b
15. boubounezy ( 12/08/2007 16:09)
karina mbôla tsanahazo kiarta postala trara b otito ndrây ââko fa dé misôtra bétraka androky ania ry karinah a! bisous b kou androky(l):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
16. boubounezy ( 12/08/2007 16:11)
fasaly sôtra ndry kia! aleo fa atao zé mety é! ra isy fety iany??:lol::-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* io nenjy
17. boubounezy ( 12/08/2007 16:12)
mandrak mesy kou avy @ bbnz d :-*:-*:-* zany:lol:
18. boubounezy ( 12/08/2007 16:14)
niryna misôtra ndrindra fa ay na any tany lavitra any aza ianao d mbola mahatsiaro ahy iany.:-*:-*:-*:-*:-*:-*
19. boubounezy ( 12/08/2007 16:16)
pricesse! misôtra natsiaro ary miarahaba kou tsara ny eto @ namana fa tsy lozany zay tsy manadino:-*:-*:-*:-*:-*:-*
20. boubounezy ( 12/08/2007 16:19)
misôtra anareo retra niarahaba enga anie kou mba samy ho tratrany bon anniv dôly nareo ka refa tonga @ zay ny tournareo, d za kou mba ho avy anao ny fiarabana mendrika ny fatsiaronareao retra ahy. tena faly ny tenekou na d zao aza vô tonga eto ndray samy aita zay irina dôly tsika retra ka ho ambinin'A/tra @ zavatra rehetra.
misôtra betsaka:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6178