lalaon'ny nosy

1. simplex ( 30/07/2007 07:45)
novalian'i Fiffi ny 12/08/2007 19:10
2. lapino ( 30/07/2007 12:45)
manala baraka :^):^)
3. sympa ( 30/07/2007 13:28)
:-/:-/
4. ftma ( 30/07/2007 18:49)
inona manala baraka lapino? feno pub? :-D mba misy jerena kosa ao ko :D
5. ainga ( 30/07/2007 20:14)
inona indray ity mbola iresahana 6 provinces ?

TSY misy fitsirihana ve itony e ?
6. lapino ( 30/07/2007 22:46)
ftma > tsy ilay pub mihitsy ka. Ny pub ange normal e, izay no tamby omena ny partenaires tsinona.

Fa tena mba jereo, na ny fond na ny forme samy ratsy daholo. Fanontaniana tena fondamental be izao :
- inona no zavatra andrasana ho hita ao anatin'ilay site ? dia iza no mandeha alohan'iza ?

Na manakimpy maso amin'ireo kilokoloko tsy misy assortiment, mipipika sy mikisakisaka mijidina sy marindrano, sy ireo sary sady disporoportionné no pixelisé, sns ... na dia manakimpy maso amin'ireo aza, dia sady diso fanantenana tsy mahita izay tiana ho hita, no very tanteraka fa tsy mandeha amin'izay laoniny ny "plan du site". Tsy azoko mazava foana hoe inona no tanjon'ilay site.

Jereo anefa ange ny serasera fotsiny ohatra : isan'izay tsotra indrindra ny design, kanefa dia milamina tanteraka sy mazava tsara.

Ny image azon'i Madagasikara amin'io izao, dia hoe : gasy mahavita azy e, gasy ka manja e, gasy mahay e, sns ... :cry: Sa tena izay tokoa ? :roll:
7. ikaretsaka ( 31/07/2007 00:06)
tsy dia mamely aloha ny prezanteh an'ilay site e..
8. lapino ( 31/07/2007 06:43)
Mba tsapan-dry zalahy ary ve ny toerana tazomin'io site io ?

- evenement lehibe io hijerevan'izao tontolo izao antsika, efa 17 taona lasa izay no nisy jioi farany
- isika anefa etsy an-daniny miezaka mafy manome lanja ny tourisme eo amin'ny toekarena

Kanefa ange toa mba betsaka ihany ny pme sy freelance manan-talenta amin'io taranja io e.
9. simplex ( 31/07/2007 07:38)

ny design no tena tsy voako, tokony nantsoina mintsy i hery nanao an'io fa tsssssssssssss.
Sady zay tsy mba misy teny anglisy sy teny gasy :evil::evil:

ahoana indray ny fahitanareo an'le vidim-pidirana:
http://www.jioi2007.mg/actu.php#billet :)
10. aloalo ( 31/07/2007 07:48)
Ny ahy indray ilay police ampiasainy @ titre @ avia no tena manimba maso, tsy azo vakiana. ny texte tsy justifié fa dia sabakabaka beuh.. tsisy consigna angamba fa manao zay mampetimety azy. vonjy maika !

ny design alou d tena tsy ao mihitsy sa v tsy misy moyens angalana oul compétent ?
11. miou ( 06/08/2007 18:07)
enga fotsiny anie mba ho tsara fiafarana izy ty eh
12. ikaretsaka ( 06/08/2007 18:20)
toa tandrametaka be ilay izy ko
13. LazaDaddy ( 07/08/2007 00:50)
lapino:
Kanefa ange toa mba betsaka ihany ny pme sy freelance manan-talenta amin'io taranja io e.
Ny freelance manan-talenta tsinona tsy hanaiky ohatra hoe:
1) atao eo anelanelan'ny banners anakiroa ny menu.
2) atao banga be ilay sela misy dokam-barotra eo ambanin'ny menu afa-tsy rehefa Tiko sy MBS no mitranga.
14. nathie86 ( 07/08/2007 06:12)
vola daolo ny manao an'zany anie ry reto ehhhhhhh
15. diamondra27 ( 07/08/2007 11:26)
http://mjs.gov.mg/
eto koazany mba jereo e!
16. ikaretsaka ( 07/08/2007 11:59)
de naninona tsy natao ohatran'izao izao ohatra
17. diamondra27 ( 07/08/2007 12:05)
@ alakamisy hono manomboka e!
efa niala tany toamasina ny flamme olympique de ao moramanga izy zao de efa niala tao koa @zao ora anoratako izao

de samia mijery @ internet fa mandeha direct hono e


Bon courage doly an

de nisy gasy basketeur nafarana avy taty france mitsy nidina any we , hummm


ny anay ping sy nat ihany aloha no tena ankafizina e, fa samy tsara doly




18. simplex ( 09/08/2007 16:01)
* Directa avy @ Mauritius Broadcasting Corporation (MBC)

http://mbc.intnet.mu/news.htm tonga de kliker-na ilay rohy io

* hira faneva: http://mjs.gov.mg/chansons/hymne_jioi_2007.wma

ankafizooooooooooooooo
19. Fiffi ( 09/08/2007 16:34)
simplex: merci akia an ! :-*:-*:-*=D=D=D=D=D=D=D=D
20. Fiffi ( 09/08/2007 16:36)
misaotraaaaaaaaaaa ! tena faly be zah ...:)=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5321