Mariazy any Marseille

1. minouminou ( 26/07/2007 16:06)
Miarahaba anareo mpamaky.
Mikarakara mariazy aty Marseille ny tenako ka mba mila torohevitra aminareo namana izay mba mahalala olona afaka mba hanampy. Izaho moa mbola mpianatra ka kely ihany ny budget. Noho izany dia mba mitady dj gasy amateur hanao animation ny soirée, ny invités moa vitsy ihany, eo amin'ny 20 eo ho eo. Raha mba misy mahalala salle de fête kely sy traiteur, na restaurant kely, moramora dia tena tsara koa. Misaotra mialoha an'ireo afaka mamaly.
2. ftma ( 26/07/2007 19:03)
misy reto gasy izay ao "le Tatao" no anarany, tsy haiko aloha raha lafo e, 16 r Grande Armée 13001 MARSEILLE tél: 04 91 62 66 45
3. boubounezy ( 26/07/2007 21:43)
io lazainy ftma io no tena izy vô avy nisakafo tao mintry za zao androany atoandro refa misy ilaina hafa d andefaso hafatra manokana i boubounezy. ra mila matôsy ohatra ; copmlet ny avant, ny sale ofaina afaka maita locale kely za. dj sns.. fa mandéana alou ao @ tatao fa omby 20 personnes ao no misy ambiancy b.:) ny matôs iany nefa no gratos @ boubounezy an!!!:-P:°)
4. ikalakintina ( 27/07/2007 08:46)
mahavità soa ary e!
5. mamzelkely ( 27/07/2007 09:37)
ikalakintina bizz njy :-*:-*:-* (azfd fa HS kely fa ela be za ts nahita an ikalakintina :lol: )

de mahareta hatram farany akia minou aa :-*:-*
6. Samoana ( 27/07/2007 13:36)
(Ikalakintana/ Fatandroky ve ikalamiou ? Tsy ampy ny "mombamomba " azy fa efa nandefasana mp ihany izy na izany aza.)
Maromaro ihany ny dj amateur gasy tsy mena-mitaha @ ireo matihanina ; misy mana-talenta @ fitendrena sy fihirana koa . Saingy tsara ho fantatra ihany ny fandaminan'ireo namana hivady: daty mariazy, hira sy dihy manahoana, sakafo toy ny inona, malagasy daholo ve ireo 20 nasaina ireo, .....
Izany no anontaniana moa dia mba ahafahana mamaly ireo olona vonona hanao ny animation toy izay efa voalazan'i boubounezy etsy ambony ohatra.
Mahavità be e !
7. minouminou ( 27/07/2007 15:38)
Marihiko aloha fa mariazy franco-malgache ilay izy, ka dia hira sy dihy gasy sy vazaha mifangaro izany no tadiaviko. Any @ volana Octobre any no hanaovana azy.
8. dadie ( 28/07/2007 20:44)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 26-07-2007 23:43:54
Lohateny : Re : Mariazy any Marseille
io lazainy ftma io no tena izy vô avy nisakafo tao mintry za zao androany atoandro refa misy ilaina hafa d andefaso hafatra manokana i boubounezy. ra mila matôsy ohatra ; copmlet ny avant, ny sale ofaina afaka maita locale kely za.

ao am lé itiavandry azy io coucou an:-*

minouminou> maereza:D
9. boubounezy ( 12/08/2007 16:26)
dadie ary njy nga tsy ho avy anao clip otrany lé any @ artiste sy hira?:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3476