film,feuilleton taloha na ankehitriny
3. Herimiafina
(
20/07/2007 15:50)
Les Roses de Dublin, Fabien de la Drome, Das Boot, Riviera, Derick, Koester, Colombo, ....sns....:-D
8. simplex
(
20/07/2007 17:30)
tao @ rta (sa tvm mou?) nisy an'zay hoe revy sa ditra izay. Otran'ny tsy nifarana akory le izy d tapitra nefa mba nahaliana ihany.
@ zao efa manomboka miezaka mandefa serie gasy ny tele gasy ny ankamaroany. Ao @ mbs misy an'zay hoe "tohivakana" izay. Zany hoe 5 min le izy: 1.5 min famerenana an'le omaly, d 2 min pub, 1.5 min no vaovao :)

9. mandrindra
(
20/07/2007 17:38)
simplex, ka io anie ilay serie gasy lazaiko eo ambony io e:-D:-D:-D
12. cutie
(
20/07/2007 19:59)
marimar, rosalinda, sex and the city , six feet under, twin peaks, the soprano, desperate housewives
15. lapino
(
20/07/2007 20:18)
Mc Gyver
simp:aza hitako ka tantarana "bande de pédés" zany kle :twisted:
Ao @ mbs misy an'zay hoe "tohivakana" izay.
16. Herimiafina
(
20/07/2007 20:27)
:-D:-D
Parker Lewis, Sauvé par le Gong, Beverly Hills 90210, ....
Parker Lewis, Sauvé par le Gong, Beverly Hills 90210, ....