mitapy

1. xxx ( 18/07/2007 17:26)
Ireny xxx ireny wa ohatra ny mitapy mihitsy.
novalian'i kiadi ny 26/07/2007 16:04
2. mandrindra ( 18/07/2007 17:28)
tapa-tsnay be mahitsiny aho
3. xxx ( 18/07/2007 19:53)
efa akaiky ny volana aogositra e
4. pissoa ( 18/07/2007 21:04)
iny njay no tsy hitako =))=))=))=))=))
5. xxx ( 19/07/2007 00:07)
Fhita koa
6. xxx ( 19/07/2007 03:57)
Efa ela koa aho no nahatsapa an'izay
7. booboo ( 19/07/2007 07:02)
:-D:-D
8. tslem ( 19/07/2007 07:42)
xxx:

efa akaiky ny volana aogositra e



fa maninn refa volana aogositra? :roll:

:-D:-D:-D
9. kanota ( 19/07/2007 07:54)
Resaka mitapy daholo izany
10. princesseN ( 19/07/2007 08:09)
xxx:

Ireny xxx ireny wa ohatra ny mitapy mihitsy.



:-D:-D:-D:-D:-Dtena mitapy mihitsy reny kah!
11. xxx ( 19/07/2007 09:26)
iza no mitapy? jereo ny fitaratra
12. xxx ( 19/07/2007 10:15)
isika izay manao xxx e! tena mitapy mihitsy hoa!
Izaho aloha dia tena mihomehy mihintsy e! tena mitapy kilé
13. xxx ( 20/07/2007 05:52)
de zao mitapy zao zany koa:roll::roll::^):^):^)
14. kiadi ( 25/07/2007 18:07)
hapitapy ahy reto farany
15. kelly13 ( 25/07/2007 19:10)
tsy hapitapy an'i kiadi fa kiadi efa voa tateraka mintsy ka :°)
16. kiadi ( 26/07/2007 16:04)
efa voa amjy akia zah kelly an ! :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008