Mitady tonokira re azafady e !

1. Kalasoakely ( 17/07/2007 09:01)
Mba mangataka ny tononkiran'i :
Tsiverilaza - "entsaky henandambo"
2. hps ( 17/07/2007 17:25)
Tena tsy mbola fantatro loatra ny momba an'io hira angatahinao io fa anga avy any Anosy ilay Mpihira toa mahery mihinana henandambo loatry vasa izy zao:lol:
3. Kalasoakely ( 18/07/2007 09:24)
Hira tena efa elo no nitadiavako azy ka ra mba misy mahita dia mba alefaso ry namana isany a ! Tsy haiko tsara na tena io àry ny lohateny e ! Mila fanampiana e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009