MODIA AMIZAY
1. mercia
(
13/07/2007 16:45)
mba mangataka an ilay hiran'i IARY Aho re a le hoe "Modia Amizay" misaotra eeeeeeeeeee
novalian'i cutie ny 24/07/2007 19:36
3. cutie
(
23/07/2007 00:22)
Ty fa efa haiko tsianjery le izy :)
Handeha ianao hanalavitra ahy
Sarotra ny tsy hahatsiaro
Lay endrikao
Hampamiratra ilay ho avy antenaina
Ny antony handehananao
Miandry eto aho
Raha ho any enao
De aza adino aho
Fa tena tia
Sasa miandry anao
Tsy manadino
Tsy mahafoy anao
Lay masoandro hidify iny izao
Hafarako hivetso anao
Ilay fitia zay
Tsy lefy ao am-poko ao
Handeha ianao
Hanalavitra ahy ..........
Reo fotoana
Mamiko
Iriko hiverina eto indray
Fa tiako ,lalaiko
Ilay ho anilanao
Volana o,tomaratra ry
Vetsoy eto am-poto-tsofiny
Tongava malaky we ,
Fa sasa miandry aho ety.
Handeha ianao
Hanalavitra ahy ...........
Oroka,tambitamby
Zay nahazatra ahy
Ho anao ty foko tia
Modia @ zay
Handeha ianao hanalavitra ahy
Sarotra ny tsy hahatsiaro
Lay endrikao
Hampamiratra ilay ho avy antenaina
Ny antony handehananao
Miandry eto aho
Raha ho any enao
De aza adino aho
Fa tena tia
Sasa miandry anao
Tsy manadino
Tsy mahafoy anao
Lay masoandro hidify iny izao
Hafarako hivetso anao
Ilay fitia zay
Tsy lefy ao am-poko ao
Handeha ianao
Hanalavitra ahy ..........
Reo fotoana
Mamiko
Iriko hiverina eto indray
Fa tiako ,lalaiko
Ilay ho anilanao
Volana o,tomaratra ry
Vetsoy eto am-poto-tsofiny
Tongava malaky we ,
Fa sasa miandry aho ety.
Handeha ianao
Hanalavitra ahy ...........
Oroka,tambitamby
Zay nahazatra ahy
Ho anao ty foko tia
Modia @ zay
4. mercia
(
24/07/2007 14:19)
:D:D(l) MERCI CUTIE (l):D:D
Tsy mety leo mihira an le izy mintsy aho hatrami zao
:-*:-*:-*:-*(l)
Tsy mety leo mihira an le izy mintsy aho hatrami zao
:-*:-*:-*:-*(l)
