tintin racista

1. sitlo ( 13/07/2007 15:53)
"Tintin au Congo"

"The material suggests to (children) that Africans are subhuman, that they are imbeciles, that they're half savage,"

tao am yahoo news http://news.yahoo.com/s/ap/20070713/ap_en_ot/britain_tintin

Tandremo ny mampisehoseho io boky io aman'olona, indrindra fa amin'ilay firenena mandoso misy avocat mitady vola amin'ny antiracism ireny.
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:59
2. kelly13 ( 13/07/2007 16:09)
asio fandikanteny azafady ra azo atao fa tsisy azoko na ny "i" aza :°)
3. sitlo ( 13/07/2007 16:23)
hozy le boky amin'ny hoe
Ny afrikanina dia ambanin'ny olona, kentrina, somary dia.

azo ilay i? :°)
4. lapino ( 13/07/2007 16:37)
Ilay mba hoe antiracism ireny mihitsy no tena manitrikitrika an'ilay zavatra lazainy fa toheriny ko.
5. kally ( 13/07/2007 17:08)
Efa mitorona koa ve ny sasany indraindray? Raha nisy taonjaton'ny fandraràna angamba dia ity taonjato ianantsika ity kah!
6. vale ( 13/07/2007 17:10)
marina hoe?^^^^^^
7. vale ( 13/07/2007 17:36)
sitlo: sao kosa dia ilay mpanoratra no tahak'izany?:wink:
8. ikaretsaka ( 13/07/2007 21:31)
tintin au congo anie ka t@ 1930 tany no nosoratana sy natao sary e, t@ izany fotoana izany dia izany no mbola niseho
anontanio ange i dadabeanareo e!
9. xxx ( 14/07/2007 13:31)
10. ravakamalala ( 15/07/2007 12:41)
rah izay zavatra rehetra hita sy re eran izao tontolo izao ve no asaina inoan'ny ankizy, tsy ny antsikano be indrindra?
aleo tsy avela mivoaka intsony ny zaza , fa hidina ao antrano dia izay tiantsika ho ampidiriny ao andohany ihany no sesefantsika azy isan andro eo! sa ahoana?
11. lapino ( 16/07/2007 07:27)
ikaretsaka:
tintin au congo anie ka t@ 1930 tany no nosoratana sy natao sary e, t@ izany fotoana izany dia izany no mbola niseho
anontanio ange i dadabeanareo e!

Ka izay indrindra manko, resaka tantara efa mandeha ho azy no ampidirana resaka raciste mba hidradradradradradrana azy amin'ny gazety : tsy ilay mba hoe "anti-racisme" ve no tena "raciste" amin'izany ?
12. Herimiafina ( 05/08/2007 14:25)
Message stéréotypé io! Toy ireny heno amin'ny vaovao isan'andro ireny hoe "Un noir a derobé un hônnete commercant blanc" (Tradiktasion libra: simba ilay rindrina fotsifotsy fa feno menaka tomobilina)....
Ary koa toa ny hoe: http://www.dailymotion.com/relevance/search/tetes+%C3%A0+claques/video/x1ke3x_tete-a-claque-cannibale_creation

Fa tsy quoi satria tsy mampitombo izay voambary hohanina akory! :^):@
13. ravakamalala ( 09/08/2007 08:53)
HS kely fa tapaka ny tsinaiko amin ilay lien an i herimiafina, raikitra teo ndray aho d latsaka mits tam lé capitaine kung fu! =))=))=))
14. Fiffi ( 09/08/2007 14:59)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2723