tsy misy tokony afaka mamaky ny mombamomba ny hafa

1. kanota ( 13/07/2007 10:45)
Dia gaga sy talanjona ny namako ary mba manontany ny tompon'andraikitra f'angaha moa afaka mamaky ny mombamomban'ny hafa ny olona hafa. Tezitra mihintsy ny namana satria nisy nandefa hafatra ary avy dia mahay ny anarany sy ny misy azy. Ianareo angaha no miantoka ny fiainan'ny olona rehetra mpanao FORUM?
novalian'i xxx ny 16/07/2007 08:06
2. tslem ( 13/07/2007 10:57)
:roll: ôtrany tsy mazava tsara ny tian'i kanota ambara:-w:-w
3. simplex ( 13/07/2007 11:08)

kanota,
d atao in lesy le mombamomba ra tsy hovakiana. Sa mbola tsy fantatr'ela ny mombamomba an'la? :°)

Aza tezitra fa mety sendran'ny namana nahay nitsatoka toi zany e. Sady zao e, ataovy xxx ra toa ka tsy tian'i toi hisy hahakobo toi ra miresaka zavatra perso ;-)
4. xxx ( 16/07/2007 08:06)
Ianareo angaha no miantoka ny fiainan'ny olona rehetra mpanao FORUM?
aza manantena "ENY" amin'io fotsiny de zay e :wink::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0348