ny fiainany tanora ankehitriny

1. fillemada ( 13/07/2007 09:20)
Misy tanora tena mievitra oe tsara ny zavatra ataony nefa tena tsy mety!Aoana no fomba anampiana azy ireo?
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:26
2. nikopol ( 13/07/2007 09:24)
asaivo miandry taona vitsivitsy dia ho antitra ho azy eo
3. fillemada ( 13/07/2007 09:29)
aza mampiomehy ry nikopol an!:-D
4. casanovah ( 13/07/2007 10:14)
misy koa tonga dé manao zvtr tsy mety, ireny no tena mila fanapiana.
5. booboo ( 13/07/2007 10:24)
Amiko ny olombelona aby aby no mihevitra tahaka izany fa tsy ny tanora irery : isaka ny maka fanapahan-kevitra dia izay nosafidiany no fantany fa tsara sy mety kokoa.

Aoana no fomba anampiana azy ireo?

-havela hanao ny hataony "soa lavo hahay hamindra"
-Mizara trai-kefa zay zokinjokiny efa nandalo raha mitovy @ andalovany izao.
-Felahina ny teha-maina rehefa mafy loha sy maivan-doha lôtra :°):°):°)
-esorina devoly :°) :arrow:. Io no nataon'ilay ramatoa an'i zanany lahy izay nony fantany hoe mifoka sigara lé zanany :-D:-D:-D

6. casanovah ( 13/07/2007 10:50)
ok lé "soa lavo hahay hamindra" fa lé teha-maina sy halana devoly kosa aloha tsy poince eh! raha tsy hoe angaha....
7. mignone ( 13/07/2007 10:53)
ka raha tsy manandrana ngah hahita e :°):-D:-D
8. sympa ( 14/07/2007 00:34)
casanovah, fillemada :arrow: Tangasoa aloa éééé


9. angiecool10 ( 19/07/2007 12:56)
d akao RAD F enjana r ngah sa aôn????:lol::P
10. sympa ( 20/07/2007 11:23)
;-)
11. rhina ( 31/07/2007 11:37)
zao io fiainan'ny tanora @ zao io an
d ny fitaizana sy ny manodidina ihany no mitondra an'io

tsy iresaka an le oe taloha za fa tsapako fotsiny fa ny fitaizana no tena fotony d zay

ka rehefa ny ray na ny reny s ny fianakamsa no be lamaody ohatra d tahaka izay koa n zaza sns

zay fa mba ataovy matotra e
12. boraingy ( 02/08/2007 10:59)
Rehefa tsara taiza sy mahalala dia izay no zava-dehibe
13. marsvao ( 17/08/2007 22:26)
Ny tanora anie be saina , manjary manahirana ny mifananatra!!!Fa tokony hanaraka ny fiofanana any am-piangonana ry lerony sa....!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.255