banja malalaka

1. nimihasou ( 12/07/2007 13:58)
mba mangataka ny tononkiran'ny Mily Clement"banja malalaka" !!!!misaotra mialoha!
novalian'i geely ny 12/07/2007 14:54
2. geely ( 12/07/2007 14:54)
oia e banja malalaka tanan-tsy folaka
legny mahasaky ee sho sho sho
oia e banja malalaka vinty tsy tapaka
legny mahasaky ee
miboaha miboaha miboaha miboaha

izay ihany no mba haiko e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075