izany ve no mba fisainan'ilay jeankely itye!!????

1. bazylou ( 11/07/2007 10:09)
tianao ve rajeankely v.... ny hisian'ny mpitondra 2 ao Madagasikara??RAha tianao dia zaraitsika ro I mada , dia samy manao ny azy. Ny asan'ny mpanohitra dia ny manozongozona ny olona toheriny!! rehefa mianjera izay vao raisiny ny fitondrana fa tsy hoe midira dia ampidiro ny baolina!! izany ve no fitondranao ny sainao ry jeankely v...?? tsy mahagag raha tsy lasa lavitra ianareo mianakavy fa matin'ny anoanana , ary tsy hamelan'ny sasny fa zaranya za alikainy ao!!:-P:-P:-P:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0989