ho an'zay makafy Ray charles..
1. naughtyboy
(
08/07/2007 13:52)
mahavarina toko ny tantarany lery sy ny mozikany ra samy artista ary ty misy version hafa le hira akafiziko hirainy alicia keys +jamie foxx
"georgia on my mind" reveo manjahttp://www.youtube.com/watch?v=yi4c0WNcdtE
"georgia on my mind" reveo manjahttp://www.youtube.com/watch?v=yi4c0WNcdtE
novalian'i ratonga ny 09/07/2007 15:01
3. naughtyboy
(
08/07/2007 14:00)
fanitsina kely fa misokatra @ zay:-Dle otrany mitsangambolo reny za nihaino azy goosebump ry akama isany
5. xxx
(
08/07/2007 18:47)
ny ahy ilay I can stop loving you io no tena tiako efa ho 20 taona angamba. Nividianako dvd vao tratrako teny @ mpivarotra!
Misaotra.
Misaotra.
7. andry08
(
08/07/2007 19:37)
tena mba tia koa aho fa tsy nivoaka ny aty amiko e! Kely ny débit avy any angamba:cry:
8. menalamba
(
08/07/2007 20:44)
Ny ahy kosa dia ilay"Here we go again" miaraka @Norah Jones sy "Do I ever cross your mind?"Miaraka @Bonnie Raitt no tena mampangorintsina ny aingam-panahiko mihintsy?Revy an...(l)(l)(l)
9. naughtyboy
(
09/07/2007 14:02)
menalamba ra vao norah jones de masaka avy atrany ka.
andry08 andramo oe le faharoa ra mety:)
andry08 andramo oe le faharoa ra mety:)
10. naughtyboy
(
09/07/2007 14:20)
efa itany menalamba nga izy mitsam norah.J+bonnie.R
@ le "tennessee waltz" milay ko
@ le "tennessee waltz" milay ko
11. naughtyboy
(
09/07/2007 14:28)
hafa ko ty any norah .J efa ela ihany http://www.youtube.com/watch?v=paHlDr7kXIo simply awesome a song that stretch the heart
12. cutie
(
09/07/2007 14:32)
tara njay za t@ iny ,fa aleo alou hihaino an'le Ray Charles
Za kosa alou tia Norah Jones e :lol:
Za kosa alou tia Norah Jones e :lol:
