Hono hoa, aiza kay ny fanovana ny mail display settings amin'ilay Windows Live Hotmail. Na amin'ny classic na full version ilay izy tsy hitako mihitsy. Tamin'ny mbola ilay msn hotmail taloha dia haiko hoe tao amin'ny Options --> Mail --> Mail display settings.
Raha tsy hitako mihitsy io dia misy option hafa ve hahazahoako ny full header ve amin'ny email voaray, tsy mampiasa OutLook sns ?