tiako be Iary

1. khaina ( 29/06/2007 15:55)
salama e! raha mba misy dikan'ilay hiran'Iary lay modia am'zay iny dia mba omeo aho fa tena miady be amin'ny piesiko iny.
zay fa dia manantena anareo e!
khaina
kainamg@yahoo.fr
novalian'i cutie ny 23/07/2007 00:23
2. xxx ( 29/06/2007 17:40)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/iary/video/x2595r_modia-aminizayiary :P
3. mercia ( 30/06/2007 09:53)
za koa tena vao haingana no naheno ny hiran i Iary fa tondé babo be ny foko. Tsy de mahakasika ahy ilay tonony fa tiako fotsiny ny mihaino azy.:cry::cry:
Za koa tena mba mitady ny tonony fa surtout ny tondrom peo raha mba misy mahay ô!!!!! micie hihihi:oops:
4. mercia ( 30/06/2007 09:57)
salama khaina a!! tena mahakasika anao tokoa ve le hiran'IAry??? aza kivy fa mbola hody izy e!!! Korazy anao la olo.
:D:P
5. naughtyboy ( 30/06/2007 13:39)
masaka b m'saots e
6. mercia ( 15/07/2007 13:28)
aiza reto ilay tononkira aaaa! miandry aho sy khaina hihihi misoat'r eeeeeeeee(l)(l)
7. cutie ( 23/07/2007 00:23)
Handeha ianao hanalavitra ahy
Sarotra ny tsy hahatsiaro
Lay endrikao
Hampamiratra ilay ho avy antenaina
Ny antony handehananao
Miandry eto aho

Raha ho any enao
De aza adino aho
Fa tena tia
Sasa miandry anao
Tsy manadino
Tsy mahafoy anao

Lay masoandro hidify iny izao
Hafarako hivetso anao
Ilay fitia zay
Tsy lefy ao am-poko ao

Handeha ianao
Hanalavitra ahy ..........

Reo fotoana
Mamiko
Iriko hiverina eto indray
Fa tiako ,lalaiko
Ilay ho anilanao

Volana o,tomaratra ry
Vetsoy eto am-poto-tsofiny
Tongava malaky we ,
Fa sasa miandry aho ety.

Handeha ianao
Hanalavitra ahy ...........

Oroka,tambitamby
Zay nahazatra ahy
Ho anao ty foko tia
Modia @ zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008