biogasoil izany , na koa antsoina indraindray hoe diester.
Ny biogasoil dia azo avy amin'ny menaka vegetal nampanaovina transesterification miaraka amin'ny alikaola (ethanol na methanol) mba hampihena ny viscosité-ny.
Tombony :
- tsy dia mandoto tontolo iainana kokoa
- mampahazo tombony kokoa ny tantsaha mpamokatra (teorikman)
- hatramin'izao aloha mbola mora vidy kokoa
Maharatsy azy :
- manimba tsikelikely ny caoutchouc (karazana joints), indrindra raha pur
- raha lanin'ny fiara ny menaka dia tsisy hanendasana mofo baolina intsony
Matetika izy io ampiasaina mifangaro amin'ny gazole tsotra (le avy amin'ny petrole). De ny ahalalana azy amin'izay dia ohatra hoe :
B100 : 100% biogazole
B30 : 30% biogazole ( gazole tsotra ny ambiny)
:wink: