tena lasany Barca less Titi (Thierry Henry)

1. naughtyboy ( 24/06/2007 15:18)
vita zany transfert lery fa isalotra akanjony barcelona lery @ saison manaraka eo tena banga b loatra i Arsenal nilaozany nefa na i A.Wenger aza mety anaraka an'lery ra vao tapitra ny contract-ny Riijkard,zay vao lasa superteam tahakany Galactico 5 taona lasa zay,eritrereto fotsiny ronaldinho,titi,E'to,messi tafaraka sa ahoana ry akama isany
2. diamondra27 ( 24/06/2007 17:20)
ye henoko t@ info omaly io

3. naughtyboy ( 24/06/2007 18:20)
nety ihany ny nataon'lery fifindrany any barca fa efa ho tapitra ihany ko ny career atsy ho atsy na de nomeko tsiny aza lery nandao an'i Arsenal
4. tokianaele ( 24/06/2007 21:40)
mba iza no gasy manana career e
5. vale ( 24/06/2007 22:28)
zah vao tam maraina t@ téléfoot no nahare an'io, mersi naughtyboy ...:wink::-*
6. diamondra27 ( 25/06/2007 05:48)
de 24 millions euros hoe: ny tranfert-ny

kay kay kay
7. Bita ( 25/06/2007 06:30)
de ho jerena indray izay hahasolo ny toerany ao @ Arasenal fa rehefa lasa ve ny mamba tsy hisosoka ny voay.
8. naughtyboy ( 25/06/2007 10:13)
mety hisy fa inadry taona maro2 ndray vao ho tonga,ie
toa 24 million tko ary 128.000 livres par semaine
9. naughtyboy ( 25/06/2007 19:15)
ho azony lerony ny la liga sy ny champions league farafaharatsiny final
10. mandrindra ( 26/06/2007 15:05)
anelka no mety hisolo an'i henry ao arsenal. aleo aloha hanomboka ny liga dia ho jerena izay vitan'i henry satria lalao tsy mitovy ny any espagne sy ny any angletera. dia iza izany no ho eny amin'ny banc de touche i eto'o, sa i ronaldinho sa i messi. izaho mieritreritra fa andeha hiova klioba i eto'o
11. naughtyboy ( 26/06/2007 19:19)
milay kosa zany ra i anelka ka na arsenal aza nge ieritreritra ny haka an'i Eto'o fa ny transfert lery no olana lafo loatra
12. ronaldo09 ( 28/06/2007 08:30)
Za aloha amin'ny maha fan ny Real Madrid ahy tsy matahotra an'i Thiery Henry e!Lery ange ao amin'ny Arsenal efa ela no tsy nijoro mihitsy ,fahadisoan'ny Barca ny naka an'lery satria na i mpanazatra anie ka tsy zatra mametraka mpanafika roa zany !Tsy makaiza io e!Sady jereo 24 millions fotsiny ny transfert nefa iKAka zao 80 millions ny transfert raha manaiky hifindra ao amin'ny Real!
Sady Real no Champion e!
13. ronaldo09 ( 28/06/2007 08:32)
Thiery Henry koa efa Papa ka hatao inona ny olona hisotro ronono atsy ho atsy?
14. naughtyboy ( 28/06/2007 10:56)
ra papa lery de ahoana zany i roberto carlos nijanona ela tao @ R.Madrid ngahy be sa inn ,Van nistelroy,mahandrasa tantana fotsiny fa anariny barca tsara i real @ manaraka eo reo ndray zao no super star fa ilaozany galactico na apina an'i kaka aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3915