re7 flan

1. ari.malala ( 18/06/2007 13:28)
manaona e, za reto mbameo re7 na flan azafady fa tsy mahay a! nanandrana ah t@ sabotsy d nivadika le ronono:-( misaotra mialoha e!
novalian'i kelly13 ny 19/06/2007 11:32
2. Fiffi ( 18/06/2007 14:17)
hummm.....ari.malala: nefa akia de io nyrecette faran'zay mora indrindra atao an !

heu.....mety ny rononon-dry zany no sao de efa simba ?

http://www.aufeminin.com/world/cuisine/boitearecettes/search.asp?motscles=flan
http://www.cuisine.berberber.com/recette-Flan-aux-oeufs-trop-bon-super-simple-et-rapide-a-faire-287.html
http://recettes.doctissimo.fr/flan-patissier.htm

fa ny anaha kalou ny fanaovako azy de faran'zay tsotra an !

-1/2l de lait
-siramamy
-maïzena 2CàS

delayéna ny maïzena am ronono+siramamy

hafanaina de tsy mijanona ny mélanger anazy jusqu'à obtention pate marihitra..

anaty moule atao ao ny pate heu...feuillettée na brisée de harotsara eo io mélange io de anaty four 200° 10mn de zay !
3. booboo ( 18/06/2007 14:34)
Ny ahy indray ny fanaovako azy :

- Ampangotrahina ny ronono 3 bôl @ lé glady be reny(lait entier)
- Miara-kapohina ny atody 2, siramamy 2 bôl be dia avy teo zay vao ny lafarinina 2 bôl be + coco râpé :°)
- Arotsaka tao ilay ronono mangotraka dia "fouetter"-na tsara ny raha aby aby.
- Averina eo ambony afo malefaka beee dia arorohana foana mandra-patevin'ilay raha.
- Arotsaka eo ambonina pâte brisée @ zay dia atsofoka anaty lafôro th 6.

Tsy haiko klou hoe hafiriana fa ny ahy tsato-piso ê hihihihihi.

***rehefa mibotsina beeeee loatra mitady hi-deborde lé izy dia tsindroniko @ antsy hihena:°). Tohizako ndray ny "cuisson"-ny avy teo (tsy haiko raha mety zany na tsia hihihihi).
4. ari.malala ( 18/06/2007 14:49)
Fiffi, booboo, merci bcp

ah bon! ny natoron'le dieteticienne ana ndray d ronono 1vera (lait entier) de lafarina 1sotro de tamenak'atody 1 de siramamy 1sotro, de hoe miara kapohina ohatrran'io an'i booboo io ny rehetra de avy teo atoa bain marie, de mety zay no ts nampety anazy... d ra ts manana four za d in no mahasolo anazy?
5. Jessimi ( 18/06/2007 15:02)
Na koa:
- 1/2l ronono
- atody 2
- siramamy araka izay tiana
- vovoka lavanilina na hodi-boasary vita râpe

Kapohana ny atody, afangaro amin'ny ronono sy siramamy, vovoka lavanilina na hodi-boasary râpé haingony.
Atao bain-marie mandritra ny antsasak'adiny.
Rehefa mitazona ilay flan dia atao anaty frigo hampangatsiatsiaka azy.
Dia mazotoa homana e:D
6. kelly13 ( 19/06/2007 11:32)
:miam::miam::miam: alefaso kely aty ary le izy ry booboo fa njy zany nisahirana ery nanamboatra zy a, za vonona b :miam: sady tsy decue mintsy njy fa za mazoto mihinana flan :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1089