fifohazana maraina

1. diamondra27 ( 17/06/2007 08:22)
tena mba lasa ny eritreritro fa mahatsara ny fahasalamana hono ny fifohazana maraina
de mila mandeha tongotra tsy misy kiraro @ireny ahitra mbola mandomando ireny

de miaina maka rivotra madio

zay tokoa zany le tonga @ fiteny we:"le bonheur appartient à ceux qui se lèvent tôt"

novalian'i watafon ny 23/06/2007 05:49
2. diamondra27 ( 17/06/2007 08:23)
de raha mbola misy mahalala ny mahatsara azy koa hoe de mba ilazao sy hoe: inona no tokony hatao?
3. diamondra27 ( 17/06/2007 08:26)
le ora maraina teneniko eto izany dia @ 5H any ho any

de toa tsy maninona aza hono na miverina matory rehefa avy eo

any dago aloha mavitribitrika mifoha maraina doly ny olona e!mahafinaritra saingy refa vakansy de mbola fohazina ihany ny vahiny we: lera fa mitsangàna :°):°)
4. kally ( 17/06/2007 09:55)
Ie! tsara mihitsy raha tsy manitsaka tain'alika vao maraina anaty ahitra mandomando :evil:
5. booboo ( 17/06/2007 10:13)
hihihihi
6. diamondra27 ( 17/06/2007 11:12)
kally:

Ie! tsara mihitsy raha tsy manitsaka tain'alika vao maraina anaty ahitra mandomando :evil:


:-D:-D:-D
zay aloha de marina e!
ny tain'alika tokoa moa tsy misy ilàna azy ô! tsy toy ny tain'omby sitrany ahahy atao zezika
7. Fiffi ( 17/06/2007 16:45)
kally:

Ie! tsara mihitsy raha tsy manitsaka tain'alika vao maraina anaty ahitra mandomando :evil:
heu....raha manana zaridaina de tsy misy an'io kah !


8. ikaretsaka ( 18/06/2007 04:56)
raha miompy alika ka na manana zaridaina aza petahany ko!
9. diamondra27 ( 18/06/2007 06:21)
de le alikan'ny sasany koa mandeha eo @ zaridainanao raha tsisy fefy, na ny saka ihany koa
10. sakaizakely ( 18/06/2007 08:02)
kally:

Ie! tsara mihitsy raha tsy manitsaka tain'alika vao maraina anaty ahitra mandomando :evil:


hi hi hi

aiza no tsy ho taitra marina tokoa mahahitsaka tain'alika izany ? :-D:-D:-D:-D

nenay misy fefy fa lavaka taupe no be mampitsingidina sy mahafolaka mitsy :evil::evil::evil::evil: sales bêtes !

diam> iza koa no andeha hifoha @ 5 maraina izany r'ise fa ora fikobonana anaty bodofotsy izany kou :P

jereo ange ireny tantsaha mifoha milanja angady vao maraimbe ireny, na le resevera bus mifoha @ 3 maraina manera mpandeha maraina @ lay fofompofona gasoil manomboka miakatra iny ery am laka Anosy ery, dia tena fahasambarana araky ny lazaindry ve izany ? ;-)

Aleo ihany akia ato antrano milamindamina ka

11. meva2 ( 21/06/2007 09:05)
mahafinaritra tokoa ny mifoha maraina fa ilay manitsaka ahitra mando no tsy voako!!!! na ao antrano aza aho dia tsy mandeha pieds nus mihitsy.
Ny tena mahafinaritra ahy koa dia ny misakafo maraina eo ivelany rehefa tsara ny andro.
12. ikaretsaka ( 23/06/2007 05:11)
ny mifoha maraina amin'ny andro ririnina no tena tsara dia mandalondalo eo ambony vato @ pieds nus..
mihinana vomanga sy ronono amin'izay ..dia mandeha mivoaka avy eo... fa contrentre tsara ao an-trano fivoahana ao!
13. watafon ( 23/06/2007 05:49)
ika: :-D:-D
ny ahy indray dia tsapako mihitsy hoe en forme za mandritra ny tontolo andro rehefa tafafoha maraina iny fa tsy vitako matetika le izy e!
ny mandeha pieds nus ndray tena mahasalama satria tonga dia massage vita oazy in tsinn raha eo ambony vatokely no aleha!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4005