ESY E RY PETY E!!!

1. bazylou ( 16/06/2007 23:43)
NA 100 000 000 FMG AZA DIA TSY HOHITA MIHITSY I PETY E!! TSY ALEO VE ATAO 1000 000 000 000 FMG DIA METY HITONOTENA I LERY ?? TSY NAHA LE8 AZY ALOHA I PETY E!!!
novalian'i Jeankely ny 21/06/2007 01:24
2. marozevo ( 17/06/2007 06:46)
Inona ary ity ?
3. Fiffi ( 17/06/2007 11:38)
bazylou: heu....tairo aza le vola eh ! nareo ve miresaka politika sa inn eh ?
4. jimtex ( 17/06/2007 17:11)
tsy hitako ne zay hisamborana azy e, satria ve tsy manohana intsony ,sady tsy mitovy hevitra @ le8 ,fa t@ naka any andohanatady de tena mon frere fa izao mon rival
5. bazylou ( 17/06/2007 20:04)
fa angaha le8 tsy manome vola anareo mianakavy indray ??
6. marozevo ( 17/06/2007 20:54)
Fa angaha efa voasambotr'izy mianakavy ! Raha tsy mahasambotra tsy mahazo vola fa tandremo.
7. Jeankely ( 18/06/2007 06:09)
I bazylou VINDINA samborina=))=))=))
8. bazylou ( 18/06/2007 07:05)
ieeeeeeee, enjeho aho raha azonao:-D:-D
9. Jeankely ( 18/06/2007 07:49)
Efa akaiky fa tsy samborina fotsiny fa sao tapaka lalandra=))=))
10. menalamba ( 18/06/2007 08:26)
Inona ilay hoe VINDINA ry Jeankely? angĂ  lanin'ny fanday?8O:^)
11. xxx ( 18/06/2007 09:00)
jimtex:

tsy hitako ne zay hisamborana azy e, satria ve tsy manohana intsony ,sady tsy mitovy hevitra @ le8 ,fa t@ naka any andohanatady de tena mon frere fa izao mon rival



Tsy misy tsimatimanota izany intsony izao e!rehefa manao ratsy dia mila saziana. Sa 'nareo koa mpanohana azy amin'ny fangalarana omby sy fiara?

Te handroso daholo nefa toa manohana jiolahy!
12. Jeankely ( 18/06/2007 09:21)
Tezitra be amin'ny Malagasy dia mi-VINDINA daholo ny rehetra aminy e=))=))=)). Na ny atidohany aza efa miraikitra dia manao resaka tsy miady. Dia izao tsisy resaka politika intsony izao.
13. toovs ( 19/06/2007 18:02)
xxx:



Tsy misy tsimatimanota izany intsony izao e!rehefa manao ratsy dia mila saziana. Sa 'nareo koa mpanohana azy amin'ny fangalarana omby sy fiara?

Te handroso daholo nefa toa manohana jiolahy!

azafady fa ahitsiko kely ny teninao, zay tsy manohana rah mangalatra de jiolahy fa ze manohana na mangalatra aza de atao minisitra. De tsy asiana mangarahara fotsiny zay vola investissement

14. Jeankely ( 20/06/2007 01:57)
Ianao izany "toovs" no afaka milaza fa mpangalatra ireo Ministra rehtra ireo? Hoy ianao:"zay tsy manohana rah mangalatra de jiolahy fa ze manohana na mangalatra aza de atao minisitra".
Ka raha tsy manohana izany ve izy dia tokony tsy jiolahy ny dikan'ny mangalatra? Rehefa mangalatra dia mangalatra ka na eo amin'ny fitondrana aza izy mbola ho avy ny tsy mety aminy. Ny dikan'ny hoe eo amin'ny fitondrana koa angamba misy mivilana. Olona solombavambahoaka na Ben'ny Tanana aminao "Mpitondra" izany sa tsy mpitondra? Mitondra ny faritra misy azy izany. Ny "Culture Politique"-nareo mihintsy no tokony mba hatsaraina fa tsy ny fifaninanana amin'io halatra io no tanisaina eto. Raha tsy mangalatra daholo ny tsy mpanohana fa ny Mpitondra no mangalatra dia milaza aminao aho fa tena lasa ary tsy tafapetraka ela eo izay mangalatra. Saingy ianao ihany no milaza fa samy mpangalatra ka anao no manohy azy.
15. Zazala ( 20/06/2007 23:38)
Zaho aloha tsy mahafantatra izay nangalarindra Pety, fa raha ohatra fontsiny ka 4x4 iray na 2 no hifanenjehana be fahatany eo dia fotoana very fotsiny izany, raha tratra ve i Pety d mandroso i Madagascar? Aiza amin'io le 12 miliara? Fa ohatrinona indray no vola ho azo avy @ fanjakana raha tratra ilay rangah nahavanona iny halatra iny? Sao d mba trompé kosa isika fa olona hafa no tokony henjehina. Ataovy ho toy ny mpangalatra rehetra iz (Pety), raha tratra d samborina fotsiny fa tsy hoe omena vola be zany izay mahazo azy, fa ohatry ny fanenjehana tsy fitiavana fotsiny ny hitako amin'iz ty. Mety izany tokoa
16. Jeankely ( 21/06/2007 01:24)
Ilay resaka fanenjehana ny Mpangalatra aloha dia hisaorana ianao nilaza fa tokony enjehina fa ny resaka vola hanambazana azy indray koa tsy hidirako satria milaza izany fa tsy afaka ny ahita azy ny tompon'andraikitra misahana izany dia ireo ao amin'ny fandriampahalemana. Eto mantsy efa be ny manantitrantitra hoe ialahy mangalatra be ka ahoana ny mangalatra kely no gadraina? Teo no tsy nifanaraka ny hevitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403