Sarotra hidirana....
1. Fiffi
(
15/06/2007 17:03)
Tsy aiko raha misy am-nareo mahazo an'zaorehefa miditra eto am sera2 namana....
Na de efa ao anaty favoris aza ny sera2 , na manokatra via google de misy "fenêtre" hafa misokatra , fotsifotsy fotsiny de etsy ankavia misy ny lisitra rehetra momba ny sera2....
de mikliky ny namana , na fanoroam-pejy de tsy tafiditra mihintsy ! :(
efa in-5 zah zao nanandrana zay vao tafiditra eto....

novalian'i Fiffi ny 18/06/2007 13:00
3. Fiffi
(
15/06/2007 17:46)
sitlo: dainnn koh toi an ! :{:{:{ tena kendaiko farany an ! :wink::-D:-D:-D
4. Fiffi
(
15/06/2007 18:06)
de ity no misokatra :
Tonga Soa
Tonga soa eto amin'ny takelaky ny serasera.org tranonkala malagasy hifankahitana sy hifandraisana amin'ny namana malagasy maro amin'ny firenena maro.
Forum Serasera>>
Sarotra hidirana.... |Fiffi | 15/06 21:25
Tsy aiko raha misy am-nareo mahazo an'zaorehefa miditra eto am sera2 namana.... Na de efa ao anaty favoris aza ny sera2 , na manokatra via... >>>
Fiainana andavanandro |mahitsih | 15/06 21:23
Lasa ho'ah ny saiko @ ity resaka JIRAMA ity eh! Fa tena mijaly ny vahoaka satria tapaka foana ny aty aminay, ka mieritreritra aho hoe saody ary... >>>
fisaorana |niainaok | 15/06 18:48
Manahoana Voalohany indrindra aloha dia misaotra fa voaray soa amatsara ato amin'ny SERASERA.org satria efa ela no nikasa niditra tao amin'io... >>>
"Tsaiky be" |Ztiana | 15/06 15:43
Bonjour daholo e ! Sao mba misy manana na mahay ilay tononkiran'i Dedesse hoe "Tsaiky be"? dia misaotra mialoha e ! >>>
tianareo |meva2 | 15/06 19:14
(mbola misy tohiny fa lava be)(de tena tsy hita hoe aiza no hidirana ato am-sera2)

6. kelly13
(
15/06/2007 18:14)
tsy haiko klou fa za refa miditra eo @ io page d'accueil io d ery ambony ery, misy soratra oe "dinika forum", ka io v no tiandry lazaina? hitadry le misy sarina saina malagasy, faratsay ary angalisy io? d @ reo misy oe "dinika forum". sa...???
7. Fiffi
(
15/06/2007 18:20)
kelly: non ! tsy io fa io nosoratako eo ambony io no misoratra ao....de tena tsy hita mintss hoe aiza no hidirana ?
Serasera.org - Namana
Lisitra
Tononkira
Vetso tononkalo
Dinika forum
Ohabolana
Blaogy
RadioVazoGasy
Karajia chat
Lalao
-de eto misy saina 3)
boxlefttop-----------------
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Hivoaka
Misy Olana?
Misy fanontaniana?
Statistika
Dokam-barotra
(de fotsy be tsy misy soratra etsy ankavanana na de kely aza.....)

8. kelly13
(
15/06/2007 18:29)
ah ok, manao izany kou nya to amiko ms apres quelques secondes d miseo dol iany, ms une ou 2 fois zay izy no fotsy b, fa rafraichissé-ko ny page d ok aveo :)
10. wooda
(
15/06/2007 21:10)
Fiffi-> sao de misy biby aloha @ matos-nao? Nena mande tsara tsinona! Sa lé réseaux any @nareo no misy ratsy kely?
ps: niandry za fa tsy tao enao :-$ ! hihihi "Whisky"
ps: niandry za fa tsy tao enao :-$ ! hihihi "Whisky"
11. mamzelkely
(
16/06/2007 07:05)
za njay ny matetika mahazo anah de refa miditra serasera de le soratra ery ambany ery zao ftsn"en attente de serasera..." de eo de miandry efa ho 10mn mits vô tafiditra :?
12. sakaizakely
(
16/06/2007 08:02)
marina tokotrany fa hatramin'ny niovan'ny endriky serasera izay dia tsapako hoe sarotsarotra izany vao tafiditra, mampi koensa ny micro mits aza matetika dia izany no mahatonga ahy mahalankalana vao mandray anjara am zao fotoana. Ny fotoana koa manko fohy rahateo.
Nena de manao hoatra ny an'i mamza io de leo aho farany de barakay foana
Dia miandry ny mpitsabo hifoha hijery izay azo atao indray klou :-D:-D
Nena de manao hoatra ny an'i mamza io de leo aho farany de barakay foana
Dia miandry ny mpitsabo hifoha hijery izay azo atao indray klou :-D:-D
14. Fiffi
(
17/06/2007 15:38)
Hery ôôôôôôôô mba vonjeo fa tena mijaly mihintsy zah vao mba tafiditra ato am sera2 an ! :snif::snif::snif:
na mijery ny site radio vazo gasy aza de tsy ohatran'le taloha fa hafahafa be !
de mba mijery an'le dinika ao am artiste sy hira vao nalefan'i rafify clip vidéo io aza de tsy mety jerena satria tsy misy ho klikéna hijerevana azy...:snif::snif::snif:
de ity njay no hita ao am page d'acceuil-n'radio....
Radio
Tous nos titres
Les nouveaux titres
Les titres préférés
Statistique des audieurs
Titres passés
En attente
Les émissions
Grille des émissions
Archives des emissions
Services
Billets Madagascar
Soirées Malgache
Publicités
Artiste-Malgache.COM
Organisation soirées (67)
Téléphoner à Madagascar
RadioVazoGasy off-line
WebMaster
Téléchargements
Informations
News de Madagascar
Divers
de tsy misy n'inn n'innn ny ankavanana sy eo ampovony ! :(:(

15. hery
(
17/06/2007 22:00)
Inoako fa resaka connexion io.
Tsy tonga any aminao tanteraka ny takelaky ny serasera.org fa mijanona ny endriny (ilay antsoina hoe feuille CSS). Tahaka ny hoe mijery serasera tsy miankanjo izany ianao.
Raha ohatra ka ny radiovazogasy koa otran'izany dia jereo fa misy blem ny connexion-nao mandeha aty amin'ny serasera... na ny connexion en général. Tsy hoe tapaka fa tsy tonga hatramin'ny farany rehefa manokatra site ka misy éléments hafa tsy téléchargé.
Ny fanafodiny rehefa miverina ny connexion dia manao refresh (tsindriana ny Ctrl + F5) satria mety mbola fichier corrompus no voatahirin'ny ordi.