Iza no efa nandefa entana (colis) tamin'ny Walexport ?
1. maintsokely
(
11/06/2007 21:15)
manao ahoana daholo,
Sao dia efa nisy nandefa colis tamin'ny société Walexport ianareo ? (dégroupage maritime ?) dia inona avy no natao, ahoana no fandraisana azy any dago ?
Ohatran'ny intéressant mantsy ilay izy satria 180 euros ny m3.

novalian'i maintsokely ny 18/06/2007 14:26
2. bazylou
(
13/06/2007 00:20)
Tandremo fa fitaka io 180e ny m3 io an , mbola misy frais dossier, maketsy sy makeroa io, any amin'ny 270 na mahery tan y no iafaran'io fa fanairana anao fotsiny io!! tandremo!!
3. maintsokely
(
13/06/2007 22:47)
Hono aho ry Bazylou, ianao angaha efa nandefa ?
Dia natao ahoana ny conditionnement n'ilay entana ? carton ve sa inona ?
Maintsokely
Dia natao ahoana ny conditionnement n'ilay entana ? carton ve sa inona ?
Maintsokely
4. bazylou
(
15/06/2007 00:38)
ianao ihany no manao ny emballage ny entanao ka , tsy te halala ry zareo!!
TAmin'i ROJO tsy mbola nandefa maritime aho no nandefa tamin'dry lerony ireo, ouai, bof fitaka io 180 io fa mbola misy frais hafa miaraka ao!!
Izao i riemessagerie efa mandefa maritime ka any ahoizao no mandefa ny entana!!

5. maintsokely
(
18/06/2007 14:26)
Inza kay izany riemessagerie ? dia ahoana no ahafahana micontacter azy ?