Circoncision à l'Américaine

1. falihaja ( 07/06/2007 12:17)
Raha mikasa hanao famorana ny zanakao ianao, aza misalasala ny manao ny fomba à l'Americaine satria io no fomba tsara sy mahomby tsy mitera-doza ho an'ny zanakao (tsy mandeha rà, mora sitrana, tsy mijaly ny zaza). Sa ahoana ny hevitrao ry ray aman-dreny isany?
novalian'i DRZK ny 23/06/2007 14:53
2. wooda ( 07/06/2007 21:48)
Tena mikasa anzany marina alou za, fa tadidiko ihany t@ nenay tena dray dray @ le mipipy fa tena loza! 2 mois be zao manao jupe! Kanefa ty fomba ity 1 semaine après fotsiny de efa mitaingina bisikileta (le cousin-ko)! :lol:
3. andrea ( 07/06/2007 21:54)
inona ilay atao hoe famorana à l'américaine ?
4. sitlo ( 07/06/2007 22:51)
taiza ary izany tam fahazazana :twisted:
5. falihaja ( 08/06/2007 09:44)
"Fomba à l'Americaine dia fomba famorana mampiasa fitaovana manokana vita avy any Amérique tany izay Jiosy Amerikanina no nanomorona io fitaovana io. Ka vokatr'io fitaovana io dia sady tsy mandeha rà, no tsy zairina, no tsy mampijaly zaza, no sady fery mihidy avy hatrany no vita ka mora sitrana,ary mety amin'io fomba io ihany na ny ooln-dehibe raha mbola misy tsy vita " hoy Dr RAFALIMANANA eny Ankaditapaka raha nandeha nanao famorana ny zanako tany aho.
6. voara ( 09/06/2007 09:41)
ny ahy ny fahitako azy le netsika gasy ndro tsara ko ,iny somary zairina kely no maha-bogosy azy ko ,ny aty ivelany to tsy tapaka tsara ,tsy hita loatra le kasketiny ;-)
7. niryna ( 10/06/2007 04:49)
Tsy vitany moramora ho an'ny ankizilahy ihany,vao teraka mihitsy dia efa atao ny zaza:roll:
8. xxx ( 11/06/2007 12:09)
falihaja:

"Fomba à l'Americaine dia fomba famorana mampiasa fitaovana manokana vita avy any Amérique tany izay Jiosy Amerikanina no nanomorona io fitaovana io. Ka vokatr'io fitaovana io dia sady tsy mandeha rà, no tsy zairina, no tsy mampijaly zaza, no sady fery mihidy avy hatrany no vita ka mora sitrana,ary mety amin'io fomba io ihany na ny ooln-dehibe raha mbola misy tsy vita " hoy Dr RAFALIMANANA eny Ankaditapaka raha nandeha nanao famorana ny zanako tany aho.





t@ 2002 za nitondra ny zanako tao, fa nijafajafa ilay zaza!:-(:evil: otran'ny dorany @ fer à souder zany ny manodidina ny fery, ary zaza 2taona v mahay mitaraina hoe mijaly aho ry dokotera a!:-(
9. bozyboleta ( 11/06/2007 15:00)
T@ 1999 koa za nitondra ny zanako t@ io dr io ary anisan'ny voalohandohany nanaovany an'io ny zanako t@ zay. Tsy hiteny ratsy azy aho saingy nampalahelo ahy fotsiny fa voatery naverina nodidiana natao AG tany @ hopitaly lehibe ny zanako 1 taona taty aoriana satria ratsy be le izy t@ nandorany azy. Fa isaorana ny Tompo aloha fa vita milay be avy teo e!

Fa ny toro-hevitra @ RAD manana zanaka lahy de vao mikasa hanao didimpoitra de efa amboary isa-maraina le zizi mba ho voavaofy tsara fa iny koa hono no manahirana ny dr.
De arahaba ririnina e!
10. watafon ( 11/06/2007 15:28)
falihaja:tena confort tokoa aloha io ho an'ny zaza e ! avy hatrany dia afaka manao pataloha mantsy izy !
11. ikaretsaka ( 13/06/2007 05:28)
misy aza le petahan-dry zalahy @ lazer amin'izao fotoana... ohatran'ny tsy natao le! nitanaka fotsiny aho
rahampitso dia efa milamina be sy milalao ilay bandikely!
naninona ary no tsy nisy an'izany t@ andronay!
12. xxx ( 13/06/2007 06:25)



Ny ray aman-dreny no tena marary mahita ilay zaza mijaly ...

Fa fantatrareo ve nefa ny hevitry ny famoràna @ malagasy (kolo-tsaina indray ity) ? Raha tsy mahatsapa ny mafy dia tsy tena lehilahy . Izay no mahatong ail ay fitenenana hoe "lahy ialahy " !!! Ka raha izay no heverina sy raisina dia tokony hatao @ fomba gasy ihany ilay izy satria raha tsy hahare marary akory ilay bandy kely dia ... :D
13. ari.malala ( 13/06/2007 07:30)
Raha tsy mahare mijaly tsy lehilahy, dia inona nefa ny tombon-tsoa ampijaliana zaza refa mba misy ny tsy mampijaly? tsy voatery io famorana io iany anie ny mafy hosedrainy eto ambonin'ny tany e!
14. xxx ( 13/06/2007 08:20)

fanazavana ny antony ara-tantara fotsiny ny ahy iny , avy eo mahazo mifidy izay tiany hatao ny ray aman-dreny . Azo tsy hatao koa aza satria tsy indispensable fa toa mbola resaka coutume justement no toa tena hanaovana azy .
15. bozyboleta ( 14/06/2007 08:31)
Tsy fomba fotsiny ka! Tena resaka fahasalamana mitsy no hanaovana didimpoitra. Ny tandrefana tsy manana io fomba io aza efa betsaka zao no manao na de olon-dehibe aza satria hoe managona loto hono le tsy mitapaka.
16. mandrindra ( 17/06/2007 09:58)
xxx, marina izany fa amin'io fotoana io dia tsy zaza intsony fa lehilahy.

ari.malala, tsy hoe inona no tombotsoa ampijaliana zaza ny fanontaniana tokony hipetraka, fa inona no zavatra atao anamarihana fa tsy zaza intsony izy io manomboka anio fa lehilahy. ny ahy manokana ny zanako lahimatoa dia fito taona no nanaovana ny famorana. fito taona satria efa mahatsiaro saina izy ary fantany tsara ny zavatra atao azy. dia natao araka ny fomba malagasy, izay mba kely any fantatro.
17. falihaja ( 19/06/2007 17:47)
Lazaina ihany koa fa ny famorana dia maha-fohy filahiana ka raha olona manana fiahaviana aziatika dia tsy de tsara raha mifora fa vao maika lasa fohy ilay izy, satria raha ampitahaina amin'ny afrikanina ny azy ireo dia toa fohy tokoa ny an'ny aziatika.Marina ve izany ry havana sa diso?
18. ikaretsaka ( 23/06/2007 05:08)
arakarak'ilay olona ihany io ko!
za zao taloha nino hoe rehefa aziatika dia fohy aby.. kanjo nisy ilay mpanao basket lavabe iny nipoitra tampoka avy any
19. watafon ( 23/06/2007 06:04)
ikaretsaka : tsy ilay olona anie no resahana eto lesy e !:-D:-D:-D hay v elah efa vita didipoitra e ? :-D
mbola tsy tonga aty dago lesy zany laser zany kle! sa asa anefa !
20. DRZK ( 23/06/2007 14:53)
Misy manana adiresy sy/na anaran'olona afaka manao circoncision eto Paris ve ianareo azafady ?
Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.159