Fitiavana malalaka hono
1. ajola
(
07/06/2007 11:39)
Niaraka tamina tovolahy iray aho nandritra ny 1ans. Nisaraka izahay avy eo satria tsy tantiko ny adalany rehetra. Ary efa reraka aho amin ny adiady isan andro..sns...T@ voalohany aloha tena sarotra tamiko le izy: izaho aza lasa ratsy kely mintsy, stressee, ... marary lava... fa avy eo nihezaka aho ny hanadino azy satria tsapako fa hanimba ahy fotsiny izany.@zao aho tena efa normale tsara, niverina manja kely toy ny taloha ary efa mahavita ny mahita azy satria efa 6mois izay no tsy niarahanay. tsy haiko anefa fa toa mbola tiako izy na de efa nanimba ny fiainako aza. ary izany de araraotiny tsara mintsy: vao haingana, tsy tafody aho de natory tany aminy ary "on a fait l'amour" fantatro fa sex fotsiny iny fa tsisy ankoatr'izay. Ary ny maraina izy nilaza tamiko fa mbola te hiaraka amiko hono fa saingy mila "relation libre". Tsy haiko ze avaly azy satria toa mbola tiako izy nefa raha ny fahazoako an le izy de hoe: relation libre = relation sans respect.
Ampio aho raha azonareo atao fa difficile amiko le izy.

novalian'i Jeankely ny 22/06/2007 03:02
2. ratanana
(
07/06/2007 12:44)
inona no tokony hanampiana anao ohatra, aza misalasala mandefa hafatra raha toa ka.
ratanàna
ratanàna
3. rfjo
(
07/06/2007 12:48)
Sao dia mba manao ody fitia zany tovolahy niaraka taminao zany? de enao ve tao anatin'izay 6 mois de tena tsy nanao sipa mihitsy? Hijaly tanteraka enao raha toa ka mbola hiverina hiaraka aminy, satria tsy hitoetra eo aminy intsony ny fanajana ny maha-vehivavy anao!
Ny zavatra tokony hataonao de izao : mitadiava lehilahy tsaratsara kokoa noho izy, tsara toetra kokoa noho izy, olona afaka ny hanaja anao, mino aho fa hadinonao tanteraka izy; amin'izay koa hihatsara ny hoavinao satria olona tsara toetra no miaraka aminao!
De zao ko e, mivavaha, angatao @ Atra izay olona irianao, mino aho fa omeny enao!
Mahereza e!

4. sonwin
(
07/06/2007 13:15)
ataovy hitany masony ianao mampiaraka dia tantarao eto ny réaction-ny ahitantsika ny tena any an-tsainy sy any am-pony.
5. kallie
(
07/06/2007 13:27)
ny zavatra tokony eritreretinao 1° d oe inona ny tanjonao eo am fiainana, ny ho ataony kilalao ve (satria efa fantatrao zany) ka iverina ho ratsy tare kely eo? sa zavatra hafa? ny ahita olona hanaja sy ho tia anao?
isy fotoanany ko io Ajola a, ra mbola mianatra enao d ny fenarana alo atreana, ra miasa enao, ny asa atao tsara, manaova activité afa, mandeana milomano, any am bibliothèque sns, maita karazan'olona hafa eno amzay,
Fa ra tsy misy TANJONA eo am fiainana, ra mbola tsy fantatrao ze tinao anaovana ny fiainanao, d na ol iza na iza ho eo d ijaly fôna enao ary ho antany zany ka ho ampijaliany fôna enao. D TIAVO ko lay OBJECTIF e, courage, fa tsy enao rery no ôtran'io

6. hery
(
07/06/2007 14:44)
Hmmm... jereo tsara fa tsy ny fitiavana no mihamalalaka amin'izany resaka izany.
Tsisy fitiavana izany. Koa raha te hiaina hijanona tsisy fitiavana eo ianao dia asakasakao.
Ny tiany tenenina dia hoe. Ianareo sy izy afaka mifampitsaingotsaingoka eny ihany fa izy hanao ny fiainany any an-kafa.

7. sitlo
(
07/06/2007 19:27)
cf rfjo
aza provokena ohatra ny an'i sonwin izany fa vao maika mampikorotana. Aleo hilamina dia aleo izy ho any. Dia aza raharahina akory ny momba azy na faly izy na tsia, na manina na tsia. Aza mankany an-tranony izany intsony mihitsy. Aza eritreretina akory aza hoe misy trano azoko aleha ary.
Dia rehefa vita izany dia jereo ny momba anao. Samy manana ny hasiny daholo ny olona rehetra. Tsy misy afaka manosy ny anao raha tsy ianao no manaiky.
Dia rehefa vita izay, dia jereo amin'izay ny fiainana. Ny zava-boahary: biby sy zava-maniry, ny vola, ny fianakaviana ...
Ho hitanao eo ny atao hoe "important". Aza avela simbain'ny olon'kafa ny maha-ianao anao.

8. Jeankely
(
08/06/2007 03:09)
Ireto ten be resaka fitiavana mihintsy. Efa milaza izao i "ajola" hoe "on a fait l'amour" fantatro fa sex fotsiny iny fa tsisy ankoatr'izay. Inona indray no hazavaina mihoatra izany. Rehefa tia hanao kilalao fitiavana izy dia io mandeha matory any dia raikitra ny baolina. Rehefa manaraka ny teniny hoe tsisy akoatra ny sex dia mazava fa mihevitra zava-baovao. Reto mampiresaka fotsiny nefa hainy ihany hoe "sex fotsiny".
9. meva2
(
11/06/2007 09:04)
Ny azoko hanampiana anao dia izao:
- voalohany, tsy anjarako mihitsy ny milaza aminao hoe tiavo, tohizo ny relation-nao @ io tovolahy io satria tsy misy afaka hi-juger ny fitiavan\'olona.
Anao ny safidy, ary ianao no mahafantatra izay ao amponao.
- Ny hany azonay namana atao fotsiny dia ny milaza anao ny impréssion anay mamaky ny tantara, ary koa milaza ny interprétation anay tsirairay.
- Ny teny hoe LIBRE dia tsy midika velively hoe SANS RESPECT amiko.Ny olona rehetra dia libre.
Ny tiany ambara angamba hoe: relation sana engagement,relation physique.
Ianao no mahita raha izay relation izay no tadiavinao na tsia. Ny teniny dia efa mazàva ary hadinoy ny mitady ny hampiova azy satria ianao no hijaly avy eo.

10. Tokinao
(
17/06/2007 09:22)
meva2:Fantaro koa anefa fa ny fo adala a :). Tsy hoe rehefa tiana dia iarahana, mba jerena koa raha tia ilay partenaire.
Anao ny safidy, ary ianao no mahafantatra izay ao amponao.
hery:^:^ ^:^ ^:^ Marina iny tenin-drahery iny.
Hmmm... jereo tsara fa tsy ny fitiavana no mihamalalaka amin'izany resaka izany.
hery:
Tsisy fitiavana izany. Koa raha te hiaina hijanona tsisy fitiavana eo ianao dia asakasakao.
Ny tiany tenenina dia hoe. Ianareo sy izy afaka mifampitsaingotsaingoka eny ihany fa izy hanao ny fiainany any an-kafa.
io no tena dikany fa chapeau e. ka raha miarakaraka amin'le bandy fôna enao de tsy ho-kôtina bandy serieux intsony. zah de bandy izao miresaka aminao izao.
ka izay tianao ihany zany e :
>soit : mety aminao io proposition-ny io : enao tia azy, ary anaovany firaisana, izy koa anefa sady miaraka aman'olona. Enao kosa mety ho sahirana atsy aoriana raha mahita bandy tinao kokoa, sady tia anao.
>soit : Manàna fahasahiana handà azy e, manàna ambition. 1 no miala dia 10 no tonga e.
mahereza e. tsy mora ilay izy fa haiko tsara :)
11. la
(
20/06/2007 05:23)
ajola> tsy aleo ve izy ho any e!! aza mieritreritra be anazy, aza mi-tenté iaona aminy na iresaka sns... refa zavatra hoe mety ifandraisana aminy de avelao any fa enao ange no fesona eo e! ny an'ny bady (la plupart) de zarany aza enao manaiky anao ny besoin eo de refa tsy mahita any izy de tonga any aminao satria manatena fa enao anaiky azy.
Tsy aleonao ve mampiseho fa na eo izy na tsy eo ny fiainanao mande fona, afaka mifaly enao afaka miaina otran olona rehetra, sady zao koa enao efa niteny fa nanimba ny fiainanao izy de zavatra efa nihoarana ve mbola iverenana indray, de enao koa efa milaza fa araraotiny le fitiavanao de mbola iverenanao ve zany??
Marina fa tsy misoratra eny amin'ny tavan'ny olona hoe ty le manana toetra tsara na ty le ratsy fa anjaranao miaro tena fa aza manaiky viravirain'ny olona otran'ny zany ny olona VIOLE aza efa tsy fidiny de enao ve ande anolo-tena amzany.
Mafy le manadino,fa mivavà de miezaha miaina tsara amin'izay fiainana eo alohanao aza manaiky ataon'ny olona otranzany. Ny voafitaka aza efa tsita zay anaovana azy ko enao ndray ve no ande iantso loza.
Zay fa mahereza de atreho ny manaraka aza mi-tenté loza ra azo atao, fa zany efa ita fa tena tsy rariny e!! enao efa natsapa hoe nanimba ny fiainanao izy

12. Jeankely
(
22/06/2007 03:02)
Io ry "ajola" rehefa mazava aminao fa tia hilalao ny olona dia raha mba mila milalao koa ianao dia samy milalao fa raha ny iray milalao ny iray marary fo tsy mety a. Raha hanao resaka matotra tsy misy tokony hiarahana amin'ny olona mbola milalao. Tsy ahaova azy eo ianao fa marary saina sy fanahy eo fotsiny.