tena :roll:

1. tslem ( 06/06/2007 08:56)
ô ry zareo a, saika hamaky an lé dinika tao am fiarahamonina :
[ 06/06/2007
10:58:13
ftma
-->vakio ] d no kliké-ko io vakio io d oe:

Tsy mahazo alalana
Tsy afaka mamaky ny hevitra amin'ity lohahevitra ity ianao.
Ny iray amin'ireto no olana fa jereo:
Na nofafaina na nafindra toerana io lohahevitra io. Raha izay dia anontanio ny mpiandraikitra.
Dinika manokana io nefa mbola tsy mpikambana ianao. Raha izay dia Mandraisa anjara eto
Dinika manokana io ary efa nisoratra anarana ianao saingy mbola tsy neken'ny mpandrindra ny lohahevitra ny fandraisanao anjara. Raha izay dia mahandrasa kely na andefaso hafatra ny mpandrindra.


fa maninn kay :roll:
novalian'i tslem ny 08/06/2007 19:44
2. booboo ( 06/06/2007 09:01)
Nisy mpanadio tanana nandalo angamba tao zay fa tsy lasa mihitsy ilay valin-tenin'oul iraika tao zay = tsy nanaraka fitsipiky ny forum

angamba hoà a....
3. hery ( 06/06/2007 09:12)
Tsy mahazo alalana
Tsy afaka mamaky ny hevitra amin'ity lohahevitra ity ianao.
Ny iray amin'ireto no olana fa jereo:
Na nofafaina na nafindra toerana io lohahevitra io. Raha izay dia anontanio ny mpiandraikitra.
Dinika manokana io nefa mbola tsy mpikambana ianao. Raha izay dia Mandraisa anjara eto
Dinika manokana io ary efa nisoratra anarana ianao saingy mbola tsy neken'ny mpandrindra ny lohahevitra ny fandraisanao anjara. Raha izay dia mahandrasa kely na andefaso hafatra ny mpandrindra.


Ny iray amin'ireo izany no valiny.

:-)
4. sitlo ( 06/06/2007 09:33)
:-D
5. tslem ( 06/06/2007 10:29)
:roll:
6. ftma ( 06/06/2007 10:45)
tslem: mba dinika ihany ny ato fa efa tafahoatra kosa ny valintenin'ny sasany dia tsara raha nasorina e
Mba resaaka mahasoa amin'izay no tokony atao :D
7. tslem ( 06/06/2007 10:58)
zany hoe nisy dinika tsy azo notohizina zany ? everiko fa zah aza no voahiliky ny fiarahamonina d voasakana tsy mahazo mamaky koh :lol:
8. xxx ( 06/06/2007 11:15)
tslem:

zany hoe nisy dinika tsy azo notohizina zany ? everiko fa zah aza no voahiliky ny fiarahamonina d voasakana tsy mahazo mamaky koh :lol:



aza mahana ry tslem an ! inona ary ty taitaimbombina ty:(
nofoan'i tslem doly angambany ny mesazy:-D:-D

:*
9. wooda ( 06/06/2007 11:15)
tslem->mety ho izay angambany!

tsiky de ampy
10. kelly13 ( 06/06/2007 11:40)
tslem>tara pikla njay tsika zany :°)
11. tslem ( 06/06/2007 11:55)
kelly13:

tslem>tara pikla njay tsika zany :°)



ka nihanahana tsinn koh :-D:-D:-D
12. kelly13 ( 06/06/2007 12:03)
:-D:-D:-D
13. Fiffi ( 06/06/2007 16:12)
:-D
14. tslem ( 06/06/2007 16:21)
:-D:-D:-D
15. kelly13 ( 06/06/2007 17:57)
aza mahana ry tslem an ! inona ary ty taitaimbombina ty
nofoan'i tslem doly angambany ny mesazy


:oops: fa mahana naninn njy ry tslem? d taitaimbombina naninn njy ry tslem?

8O8O

mahagaga iany zany fiovan'ny dinika tampoka zany na ary na ato
16. tslem ( 06/06/2007 18:08)
zah ngamba aki tsy hiteny tsony a! :(:(
17. kelly13 ( 06/06/2007 18:19)
dray dray dray, sanatria izany tsy hiteny zany tsony njy ry tslem kle, maty aho ngamba :?
18. sitlo ( 06/06/2007 18:51)
avadio ny resaka eh, aiza ny tete a l'envers ny hemisphere nord sa ny hemisphere sud?
19. kelly13 ( 06/06/2007 19:11)
equateur
20. sitlo ( 06/06/2007 19:20)
misaotra betsaka

tena roll mihitsy ity kelly ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2671