Tojo fisarahana

1. ravaka2007 ( 04/06/2007 14:50)
Miarahaba anareo e!!

Mba angataka an hiran Bodo.Tojo Fisarahana e!!

Merci

Ravaka.
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 05:35
2. Fiffi ( 04/06/2007 17:31)
samy hafa ve ireo ? satria toa misy hoe "Tojo" fotsiny aloha an ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=4245
3. ravaka2007 ( 05/06/2007 04:52)
Misaotra e!!io mitsy.
4. Fiffi ( 05/06/2007 05:35)
de mba tsidio hiany ny http://tononkira.serasera.org/ fa bdb ny tononkira ao an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1023