Hafana indray ny eny Tsimbazaza rahampitso!
1. ronaldo09
(
29/05/2007 13:02)
Zavatra 3 no miandry ny governemanta tarihan'ny Praiminisitra Rabemananjara dia ireto avy:Fisamborana ireo depute sy senat tany Toliara,penurie d’huile alimentaire et expulsion du pere Sylvain Urfer.
Dia hitodika eny Tsimbazaza indray zany ny mason'ny mpanara-baovao politika Malagasy satria mety hafana ny raharaha!
Dia hitodika eny Tsimbazaza indray zany ny mason'ny mpanara-baovao politika Malagasy satria mety hafana ny raharaha!
novalian'i Jeankely ny 31/05/2007 02:30
2. Jeankely
(
30/05/2007 06:09)
Aleo hafana e. Samy manao izahay mety amin'ny asa tandrify azy ka rehefa ny solombavambahoaka no miady hevitra dia aleo ho hita eo fa solombavambahoaka izy na inona. Izay tsy mety dia tsy tokony asiana fiarovana na iza na iza. Ny resaka famokarana indray asa na misy vitan'ny solombavambahoaka ny amin'izany?
3. lamie
(
30/05/2007 06:45)
ny momban'i urfer aza dia asiana teny be loatra fa normaly io e!ny gasy tsy mahazo miditra @ raharahan'ny frantsay dia ny vahiny koa torak'izany ry namana!
4. Jeankely
(
30/05/2007 07:10)
Tsy fantatra mihintsy anie ny resaka politika atao eto fa toa fitadiavana ny fon'ny olona hikomy fotsiny e. Tsy manazava ary tsy mihevitra ny hanome fanazavana fa izay ahatratrarana ny fo fotsiny no ataony. Madagasikara dia tokony ny Mpitondra no mitantana azy amin'ny fomba anaovany azy fa tsy ny strategie-n'ny mpanohatra mihintsy no tokony hataony. Rehefa diso ny Politika dia diso ary tena mahagaga eto Madagasikara koa fa ny Mpanohitra tia hitondra ny "Projet-n'ny Fanjakana". Fa inona ity?
6. tamberina
(
30/05/2007 14:06)
matoa misy fisamborana senateur, deputes,toa raharahandry zareo ao @ senat sy assemblée ao izany ka!tsy misy idiran'ny president @ izany mihitsy ry zareo a!urfer zany efa lany andro!ny cooperation no miandraikitra an'io sisa na ho sazina na atao ahoana ty mompera!
7. Jeankely
(
31/05/2007 02:30)
Manjabe fa betsaka ny misy saina ooo. Aiza koa no hisy izany hoe izay asain'ny mpanohatra atao no taterahin'ny Mpitondra? Fa angaha tsy manana ny "Strategie"-ny ny Mpitondra?
