Olana momba ny RAM

1. joy ( 26/05/2007 07:39)
nanana olana mikasika ny DDRAM izaho, le machine efa nanana DDRAM 256Mo, taty aoriana dia nampiako barette DDRAM 256Mo le machine, nandeha ihany izy teo amin'ny iray volana teo , nisy olana virus l machine d voatery no-formate-na, avy eo dia tsy nety ny installation raha tsy nalana le barette DDRAM iray amin'ireo 2 ireo, ary na efa installé aza le System d'exploitation de mbola tsy eken' le machine fona le DDRAM iray ra miaraka atsatoka miaraka ry zareo, ho an'izay manana traikefa mikasika izany dia isaorana mialoha ny fanampiany, amin'izao dia tsy hitako izay atao ! Mangataka ny fanampianao, Misaotra mialoha
novalian'i joy ny 31/05/2007 07:20
2. sitlo ( 27/05/2007 01:32)
Ndraindray koa ange ireny renikaratra (carte mere hahaha) ireny mifidifidy eh. Indrindra fa ilay de marque ireny. Compaq sy HP no fahenoko misafidifidy.

Dia ahoana tsy ekeny? Vao any amin'ny BIOS ve sa rehefa mandeha iny ny system?

Andramo linux hoe raha mazoto?
3. joy ( 31/05/2007 07:20)
vao manomboka amin'ny Bios l izy d efa tsy mety, nisy fotoana iany nampety azy teo aloha vao azo le 2e Ram, fa nony avy ni-formatena d tsy mety mi-instal tsony l windows raha tsy alana ny iray @ l ram, ary rehefa vita ndray ny installation ka averina atsatoka le iray de misy msg hoe ntldr mou izy zay, lazainy fa hoe manque an'io fichier dll io, fa misaotra ny amin'ny toro-hevitra mahasoa e, JOY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2309