tononkiran ny tarika johary
1. caramas
(
21/05/2007 14:50)
Faly miarahaba ny rehetra.
Tsy hitako ato ny tonon ilay hiran ny tarika johary ilay hoe vetso vetson -kira hirahira ka sao dia mba misy manana azafady fa tena ilaiko.Misaotra mialoha.
Cs
2. sitlo
(
21/05/2007 15:01)
3. veromahefa
(
23/05/2007 10:34)
Ho an'i camaras :
Vetsovetson-kira ivaiva
No nentiko nitsena ilay masoandro
hirahira, hisantarako
Ilay andro iray izay iainako
Vetsovetso no asoloko ilay
Alahelo nandrakotra ahy omaly...
ka na hilentika aza ianao o ! r'ilay masoandro
ouh o ouh o ooo!
....
Raha mba misy afaka manohy azafady fa adinoko.Misaotra
4. caramas
(
01/06/2007 13:05)
Misaotra betsaka na dia tsy vita katram farany aza.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0824