plaques ceramiques

1. xxx ( 21/05/2007 13:34)
iza kay no efa mba nampiasa plaques céramiques hanaovana volo ? Dia ahoana ?

Toa efa nahita resaka kely nandalo teto aho momba an'izy io fa tsy hitako intsony avy eo

sôtra mialoha
novalian'i kelly13 ny 04/06/2007 07:52
2. kelly13 ( 21/05/2007 13:55)
za mampiasa tsindraindray! fa inona no tinao ho fantatra?
3. xxx ( 21/05/2007 13:59)
hoe manimba volo be ve ?

te hanandrana an'io aho fa leo brushing , ny voloko tsy ngita be sady tsy be dia be nefa sec be, dia misavovona be foana . Tsy mahita coiffeur mba mety amiko koa
4. kelly13 ( 21/05/2007 14:09)
mety hanimba volo ra atao matetika ny fer a lisser, fa mampiasà produits refa le hi lisser volo enao! d avelao ho maina tsara ny volo vao atao @ io fer io d tsy ajanona ela b fa asosa fotsiny, ôtran'ny refa mipasoka lamba ianao d tsy ajanona eo le fera fa asosa e, azonao v ny tiko lazaina. ny frequence fampiasako an'izy io d 1 fois par mois, 2 fois refa ririnina! fa izy klou d speed par rapport @ brushing e
5. xxx ( 21/05/2007 14:27)

azoko ny tianao lazaina fa misaotra

mampiasa "bain de crème" ve ampy sa mila zavatra hafa ? avant et après izany ? Ny voloko a, raha vao mihoatra kely fotsiny ny matière grasse atao aminy dia mivadika horera , lasa gras be mihintsy



6. kelly13 ( 21/05/2007 14:33)
ra gras ny volonao nge d tsy mila manao bain de creme e, fa mampiasà ndray ohatra creme special lissage. ny tena tsara de creme sans rincage ampiasaina, iny misy effet kokou (point de vue-ko io)
7. xxx ( 21/05/2007 14:44)
misaotra betsaka @ conseils , hanandrana aho dia lazaiko eo ny vokany

Mamerina fisaorana kelly13 a
8. kelly13 ( 21/05/2007 15:33)
tsisy fisaorana ka :)
9. xxx ( 21/05/2007 16:29)
produits kerastase no tena tsara ampiasaina @ io ceramique io ary ny mpanao volo raha aty frantsa dia sady mora no mahay tsara ny mampiasa azy ary hita n'aiza n'aiza ny mpanao volo tchip, publicité vita ho azy!!:lol::lol::lol:
10. kallie ( 31/05/2007 06:59)
ka in ndray ar ny marque tsara amle fer e, misy babyliss d misy calor d misy philips... d in no aafantarana oe ty no tsara?
11. kelly13 ( 31/05/2007 07:50)
kallie>nenah zao ny marque-ny remington, d ny hitako oe tsara d le misy variation de temperature ireny! ms bon, tsy tsara ampesaina isan'andro (na matetika) fa manimba volo b

babyliss elako sahala @ tsy teo fa efa nandoro ahy tany @ coiffure, hahahahahaha, fay aho
12. sakaizakely ( 31/05/2007 09:06)
Ny ahy ity ny henoko hoe tsara

Lisseur céramic Laser Ion Ga.Ma. marque Cosmey



betsaka ny fantatro hoe mampiasa fa tsy manimba volo satria maharitra be ny effet-ny noho izany dia tsy ilaina atao matetika. Mila mampiasa produits nourrissants tsara anefa mba tsy hahasimban'ny volo (bain d'huile la veille).

Mahasamihafa azy @ brushing dia andrasana maina tsara ny volo fa raha vao lena dia kila tanteraka.

Efa io mihitsy no saika nalaiko, kanjo nahita hevitra tampoka aho : nokakasako tao ny lohako @zay za tsy mivakla manatsobolo intsony :-D:-D:-D:-D
13. sakaizakely ( 31/05/2007 09:07)
hadinoko, ny fividianana azy

http://www.cosmey.com/Catalogue.aspx?id=178
14. kelly13 ( 31/05/2007 09:41)
sady tsy lafo le izy! hahahaha nenjy no mety retsy a, kakasana marina d tsy sahirana manao volo tsony! de toute facon tsy azondry ampesaina io fa njy mitondra vohoka :-D
15. sakaizakely ( 31/05/2007 11:10)
kelly 13> fa ahoana no tsy mahazo mampiasa akia ? f'angaha io mankany @ kibo ? taoko ny volo ary ambony fa tsy ary ambany no ampiasana azy :-D:-D:-D:-D:-D
16. kelly13 ( 31/05/2007 11:32)
ka misy lazera kou! :-D:-D:-D misy radiation :°)
17. sakaizakely ( 31/05/2007 12:30)
eka tokoa aky, marina nenjy :-D:-D:-D

de toute façon tsy halavaiko ny voloko raha tsy efa lehibebe le zaza3 donky ho hita eo indray am zay, mbola ho ela
:P:P:P
18. xxx ( 31/05/2007 14:07)
kelly13 >>> Ilay Remington ihany koa ary no novidiako (79 euros angamba izy izay) . Nataoko mafana kely fotsiny satria ny voloko ho aho olioly fotsiny , fa mankaleo ahy fotsiny ilay bruit be @ brushing .

Nampiasa produit fanao alohan'ny brushing & plaques ireny koa aho (tsy kerastase fa salon de coiffure no novidiako, fa tsy tadidiko ilay anarany, fa mino aho fa mitovy - huile ilay izy).

Mbola tsy haiko loatra ny mampiasa azy dia lasa raides be mihintsy ilay volo, surtout ilay lohany . Atao ahoana ? Ahodina ohatry ny brushing ? Ny franges aloha dia vitany tsara tarehy mihintsy

Ilay raides lazaiko a mahitsy be , kanefa tsy henjana akory .

Tsy dia mandiso fanantenana aloha ilay resultat

Ilay Remington dia voalaza fa misy triple protection HONO
19. sitlo ( 31/05/2007 16:44)
kelly13, sakaizakely> Ny laser tsy dia miparitaka be ohatra ny radiation rehetra kah. Sady mino aho fa ny energy ampiasaina amin'ny fanaovam-bolo izany tsy mahery, raha tsy izany ny hodi-doha no voa voaloha.
20. kelly13 ( 31/05/2007 20:17)
sitlo>koafera malaza hihihi

xxx>nenà ny fanaovako ny lohambolo iny d somary ahodiko kely autour n'ilay plaques le izy, d mba tsy raides b. double triple action, pub dol le izy amiko fa ny mitandrina, tsy d atao lissage matetika ny volo, mba avela miaina zany e. za kou alou d faly @ resultat azoko @ plaques e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1598