Ségolène nisy oreillette hono?

1. kally ( 21/05/2007 07:21)
http://www.dailymotion.com:80/related/3168818/video/x1wne8_loreillette-de-segolene-au-debat/1
novalian'i Fiffi ny 28/05/2007 09:11
2. sakaizakely ( 21/05/2007 08:13)
manao oreillette daholo ny ankabeazany na présentateurs na invités rehefa manao plateau télé, question de confort accoustique sady ahafahana mihaino ny écho ny feonao

efa misy koa ange izao ny oreillette sans fil ka azony nampiasaina raha toa ka naniry hanafina izy e !
3. kally ( 21/05/2007 09:17)
an!an! triche io fa tsy mila an'io izy ny tena marina!:wink:
4. xxx ( 21/05/2007 09:29)
Tricheuse jusqu'au bout soahiany fa tsy lany!
5. ds ( 21/05/2007 11:14)
Dia mora manipuler-na koa isika izany :-)
Rehefa zavatra mety vitan'ny solosaina, dia azo hamboamboarina daholo e. Na ho ampaniriana volom-bava mandritra ny adihevitra aza i Sego, tsy misy olana ara tekinika ny manao izany.
6. Fiffi ( 21/05/2007 11:25)
sady azo trukéna....
7. Samoana ( 21/05/2007 15:09)
Efa betsaka ny mampiasa oreillette sans fil fa tsy mahagaga intsony izany kally a ! i sarko efa fantatry ny rehetra fa orateur matanjaka dia tsy nila izany saingy rehefa discours an-tsoratra dia manana "nègre"izy. I chirac no anisan'ny nitarika io lamaody "oreillette" io.
8. Fiffi ( 21/05/2007 16:30)
fomban'ny olona ny filazana an'zao sy zao koh ! andraso kely angé atsy ho atsy de ho hitantsika indray hoe naninona i sarko tam io eh ! tsy ho hitany eo ve hoe manao solonify izy na zavatra hafa ? :{:{:{
9. ds ( 21/05/2007 21:49)
Dia ahoana ku zany ty naotin'i Sarko t@ adihevitra ty :-)
[IMG]http://img443.imageshack.us/img443/2306/notessarkozy2maiyd9.jpg[/IMG]
10. Fiffi ( 21/05/2007 22:09)
:{:{:{:{:{:{
11. xxx ( 22/05/2007 20:45)
ds:

Dia ahoana ku zany ty naotin'i Sarko t@ adihevitra ty :-)
[IMG]http://img443.imageshack.us/img443/2306/notessarkozy2maiyd9.jpg[/IMG]



hitako ilay momba ny ordonnance n'ny déprimé io!!!=))=))=))=D=D kely be hevitra fa tsy mahazaka ve sa ahoana e?????
12. Fiffi ( 22/05/2007 21:02)
ds: mahita zavatra enao ity an ! :-D:-D:-D:-D:-D
13. andry08 ( 22/05/2007 21:22)
esy e!
14. Fiffi ( 23/05/2007 14:36)
:cry:
15. fijo ( 23/05/2007 23:03)
resaka amboarina io ry kally an.na samy nanao ireo na tsy nisy nanao
16. xxx ( 24/05/2007 11:58)
Fiffi:

:cry:



safidy io e! Tsy terena ho tia ny tsy tianao koa no oll!:lol:
17. fijo ( 24/05/2007 20:16)
marina izany fa safidy io
18. Fiffi ( 28/05/2007 09:11)
xxx:
safidy io e! Tsy terena ho tia ny tsy tianao koa no oll!:lol:
mais biensûr !


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5509