ONU:M/car élu au 1er tour au Conseil des droits de l'homme
1. lagoon
(
20/05/2007 10:48)
http://www.un.org/ga/61/elect/hrc/
Ka ahoana?Mbola 1er tour ihany dia vita n'aiza na aiza e!!
Ary tena voa mihintsy i Zafy sy ny tariny izay nitaraina tany @ Koffi Annan,izay nilaza fa dictature ny eto Madagasikara.
FAntany ny instances internationales fa TOTAKELY ny mpanohitra eto.Ary fantany fa mpandragitra adim-poko ary tsy hisy intsony ny impunité zéro!!

novalian'i Jeankely ny 28/05/2007 03:38
3. 147
(
20/05/2007 19:25)
ka zany no mba fantatry zareo hampandrosoana ny firenena nefa mivarina an-kady no atao,ohatran'ny olona tsy nianatra ry zalahy!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Jeankely
(
28/05/2007 03:38)
Misaotra betsaka ry namana fa antsiaka i Madagasikara ary samy mifandrombaka manoratra ny fikatsahantsiaka ny hampandroso io tanindrazantsiaka io isiaka. Toa ny ratsy fanahy sy ny tia tena manko no mitady hanjaka hanely tsaho ary mampiady ny samy Malagasy. Aiza ve ka eto amin'ny serasera no misy olona faly sy mitsinjaka fa nisy olona nifandraoka tany Toamasina sy Toliary. Dia izany ve no olona hitondra firenena atsy ho atsy? Izahay mahafantatra tsy ireo ratsy saina ireo mihintsy no ahazo ny fintondrana. Hifandimbiasana io saingy maro ny olokendry ary izay no zahavinay fa tsy ireo mpanohatra lany andro ireo.