mahaleo zandriny

1. fijo ( 18/05/2007 22:27)
nijery ny santionany tamin'io fifaninanana io aho ,ka tena falyfa mahay le ankizy any ka.na ny hira io na ny gitara.
novalian'i Fiffi ny 23/05/2007 20:38
2. jaopar ( 18/05/2007 23:59)
Mahay tokoa ry zalahy, saigy ny gasy nijery azy t@ fampisehoana nataony niaraka t@ Mahaleo tsy nankasitraka azy ireo fa sioka sy ô-ô-ô no nandraisany azy. Mampalahelo!
3. Fiffi ( 19/05/2007 10:20)
mahay ry zareo kah ! efa fantatra zany zao fa efa eo ny mpamdimby ....=D=D=D=D
4. kelly13 ( 19/05/2007 10:24)
aiza no ahitana an'izany eto klou mba jerevako e, manjary tsy afaka manome ny impression-ko za :?
5. Fiffi ( 19/05/2007 20:51)
hummm.....mbola tsy nahita ve akia ndry ? andraso hitady aloha de alefako eto....:):-*:-*:-*
6. mabloo ( 19/05/2007 22:27)
mahay ry zareo ka!milay ilay fandaharana!
7. Fiffi ( 20/05/2007 06:41)
http://www.sobika.com/tele-malagasy/mahaleo-zandriny-acces240307.htm
http://musicresearchgasywavegroup.centerblog.net/rub-MAHALEO-ZANDRINY-RETRO.html
8. kelly13 ( 20/05/2007 10:12)
miciii ankia fiffi a :-*:-*
9. Fiffi ( 23/05/2007 20:38)
kelly: mbola hitady akia zah ...heu....ny vidéo clip no tena mba tadiaviko raha misy...:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3469