France: composition du nouveau gouvernement ......

1. Fiffi ( 18/05/2007 18:55)
PARIS, 18 mai (XINHUA) -- La présidence française a annoncé vendredi la composition du nouveau gouvernement dirigé par le Premier ministre François Fillon:

-M. Alain Juppé, ministre d'Etat, ministre de l'Ecologie, du Développement et de l'Aménagement durables ;

-M. Jean-Louis Borloo, ministre de l'Economie, des Einances et de l'Emploi;

-Mme Michèle Alliont-Marie, ministre de l'Intérieur, de l'Outre- mer et des Collectivités territoriales ;

-M. Bernard Kouchner, ministre des Affaires étrangères et Européennes;

-M. Brice Hortefeux, ministre de l'Immigration, de l'Intégration, de l'Identité nationale et du Codéveloppement;

-Mme Rachida Dati, garde des sceaux, ministre de la Justice;

-M. Xavier Bertrand, ministre du Travail, des Relations sociales et de la Solidarité;

-M. Xavier Darcos, ministre de l'Education nationale;

-Mme Valérie Pecresse, ministre de l'Enseignement supérieur et de la Recherche;

-M. Hervé Morin, ministre de la Défense;

-Mme Roselyne Bachelot-Narquin, ministre de la Santé, de la Jeunesse et des Sports;

-Mme Christine Boutin, ministre du Logement et de la Ville;

-Mme Christine Largarde, ministre de l'Agriculture et de la Pêche;

-Mme Christine Albanel, ministre de la Culture et de la Communication, porte-parole du gouvernement;

-M. Eric Woerth, ministre du Budget, des Comptes publics et de la Fonction publique;

-M. Roger Karoutchi, secrétaire d'Etat auprès du Premier ministre, chargé des relations avec le Parlement;

-M. Eric Besson, secrétaire d'Etat auprès du Premier ministre, chargé de la prospective et de l'évaluation des politiques publiques;

-M. Dominique Bussereau, secrétaire d'Etat auprès du ministre d'Etat, ministre de l'Ecologie, du Développement et de l'Aménagement durables, chargé des transports;

-M. Jean-Pierre Jouyet, secrétaire d'Etat auprès du ministre des Affaires étrangères et Européennes, chargé des affaires européennes;

-M. Martin Hirsch, haut commissaire aux solidarités actives contre la pauvreté.
novalian'i Fiffi ny 21/05/2007 11:02
2. Fiffi ( 18/05/2007 18:56)
:-w:-w:-w tena tafiditra tao hiany Jupé klé......:-w alefaso ny komentéra eh !
3. sakaizakely ( 18/05/2007 21:35)
tsy miady e eeeeeeeeeeeee

avereno ny volanay
avereno ny volanay
avereno ny volanay
avereno ny volanay
avereno ny volanay
avereno ny volanay
4. Fiffi ( 18/05/2007 21:37)
-M. Martin Hirsch, haut commissaire aux solidarités actives contre la pauvreté. ....io kosa aloha bien an !
5. diamondra27 ( 18/05/2007 22:12)
ny asa atao no hita e!
on verra
:wink:
6. fijo ( 18/05/2007 23:02)
dia misy efa very aloh aizao ny sasany.kouchner aloha dia efa kontin'ny vita ara politika.
le UDF nivadika koa dia efa manomboka mahita ny fahavoazany.iray ihany no voaray.

ary avelao aloha hiandry kely fa rehefa vita ny depute vao tena hita ny gouvernement aharitra
7. Fiffi ( 19/05/2007 10:25)
tsy kouchner hiany no vita fa i jupé koh !
8. mandrindra ( 19/05/2007 16:23)
i kouchner anie ka bandy tsy manana troupy mpanohana matanjaka ao amin'ny ps e. ka hoe vita amin'ny ahoana moa izy? fa afaka nianadrandra inn moa i kouchner raha toa ka lany teo ny ps? fa nitondra vazto ho an'ny ps amin'ny fomba ahoana moa i kouchner?

fiffi, dia vita amin'ny ahoana koa i juppé??

aleo aloha hikandra mandritry fe-potoana voafaritra izay vao tsaraina na alehany na tsia. izao aloha dia mihaino sy mandinika izay soritrasa faritandry zalahy ireo no atao. dia any amin'ny soritrasa asiana tsikera.
9. Fiffi ( 20/05/2007 15:38)
mandrindra:
fiffi, dia vita amin'ny ahoana koa i juppé??
mandrindra: heu....io izy nivadika droite io koh ! de mino ve enao fa mbola ho hasian'gauche considération izy ? de iza no mahafantatra raha ny gauche indray no hitondra am manaraka ? de tena very izy koh !


10. tywa68 ( 20/05/2007 16:11)
fiffisy mandrindra > aza manahy ny momban'i kouchner fa na vita aza izy @ politika, eo ny vadiny be vola hanavotra azy :-D:-D

Ny affaires étrangères hono tsy misy havia havanana zany koa ! dia aleo hiasa, dia hanao ny compte-rendu, dia zay isika vao miteny(raha mbola te-hanao commentaires).:wink:
11. Samoana ( 20/05/2007 16:51)
Toa ny tonta ihany no navadibadiky ry zalahy @ ireo poste clé:-D. Efa manomboka romotra ny droite tanoranora fa tsy nilain'i sarko ny compétence-ny:wink:
12. Fiffi ( 20/05/2007 19:46)
: tywa68: :-D:-D:-D i Christine Ockrent ve ? :-D:-D:-D
13. tywa68 ( 20/05/2007 20:12)
Fiffi:

: tywa68: :-D:-D:-D i Christine Ockrent ve ? :-D:-D:-D


ieeeeee :-D:-D sa manana vady maro hafa tsy fantatra koa lery ?

14. Fiffi ( 21/05/2007 11:02)
aleo aloha hanontaniana bazylou ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3904