masera iray voaroaka eto M/car...
1. pimaso
(
18/05/2007 08:11)
Azafady hoe!
Mba misy afaka manazava @ izay ve hoe inona no anton'izao fandroahana lava izao ?
mistery sa lolompo?
;-)
;-)
;-)
Mba misy afaka manazava @ izay ve hoe inona no anton'izao fandroahana lava izao ?
mistery sa lolompo?
;-)
;-)
;-)
novalian'i Jeankely ny 30/05/2007 08:49
2. bozyboleta
(
18/05/2007 10:06)
Sady tsy mistery no tsy lolompo fa tsy fanarahan-dalàna.
Ny an'io Masera io de noho izy en situation irrégulière satria tsy nanao demande de renouvellement ny visa-ny lany andro efa elabe. De hoe tsy noeritreretiny mitsy hono. ODOIE!!!
Eto de mbola tsy mitombina koa hoe satria izy relijiozy de tsy tokony ho voatohitohina raha tsy manara-dalàna.

3. kelly13
(
18/05/2007 10:39)
Eto de mbola tsy mitombina koa hoe satria izy relijiozy de tsy tokony ho voatohitohina raha tsy manara-dalàna.
eka ouzzzzzz. citoyen otran'ny rehetra ny relijiozy, tsy au dessus de la loi donc condamnable dol refa manao ny tsy mety! tsy itako izay hanaovana ireo teny vahiny ireo @ teny gasy fa miala fondro
4. pimaso
(
18/05/2007 11:23)
tsisy amnistie sainte mihitsy izany?
ary ireny sectes be dia be ireny maninona no havela hiditra eto M/car?
mais c pas grave qd ^m
;-)
ary ireny sectes be dia be ireny maninona no havela hiditra eto M/car?
mais c pas grave qd ^m
;-)
5. piste
(
18/05/2007 11:37)
Aleoko mandroaka na manakana ireny pedofile sy mpanao tourisme sexuel na ara-dalàna aza ny papier toy izay mandroaka relijiozy hanasoa ny tanindrazako na dia misy tsirambina kely aza ny ataony.
7. pimaso
(
18/05/2007 14:14)
ka le tourisme sexuel anie : creneau porteur ny fanjakana e!
ohatrin'ny drogue, tabac, alcool ihany : be dia be ny taxe parafiscale @ ireny dia tsy fohanana
fa ny relijiozy manazava ny sain'ny olona hahita ny marina sy ny masina dia voadaka,
"this land is our land, we can't do anything" hoy i trini lopez

8. bonazy
(
18/05/2007 14:34)
koa angaha ny fanjakana Malagasy ao izao dia tsy mahafantara mihitsy hoe"ilaina foana ny vahiny indrindra fa ireny mpitondra fivavahana na relijiozy ireny ary avahako manokana amin'ireny ry MASERA satria olona tena be fandavan-tena sy nahafoy zava maro teo amin'ny fiainany ireny vehivavy ireny,ka raha resaka VISA de séjours,firifiry moa ny vahiny ao mety tsy manana izany akory,ekena fa tsy misy ambonin'ny Lalana ,nefa kosa ny fampiharana ny lalana ilaina fisainana sy fandinihana fa tsy ampiharina ara bakiteny satria lasa fanjakana tsy refesi-Mandidy no hisy,tsy hiresaka lalana aho satria samy mahay daholo,fa kosa soa dia tsy rariny kosa raha Masera no roahina!! na tsy relijiozy aza aho na Katôlika tena mpino ,dia mahalala tsara ny fiainan'ireny Masera ireny na Gasy na Vahiny ,
9. Imahaka
(
18/05/2007 15:02)
ze tratra miklandy aloha dia fay fa izay tsy tratra mbola afaka mihodina sy manao ze reviny e! sahala amin'ny ataon'ny be sy ny vitsy ao frantsa ao ihany.
10. rakaroka
(
18/05/2007 18:27)
Imahaka:
ze tratra miklandy aloha dia fay fa izay tsy tratra mbola afaka mihodina sy manao ze reviny e! sahala amin'ny ataon'ny be sy ny vitsy ao frantsa ao ihany.
=))=))=))=))Izany no ambom-po diso toerana: hoe tratran'ny sans papier aty Frantsa ve dia ry Masera no ialana vokona:roll::-D:-D:-D:-D=))=)):-D:wink:
11. TiTiNicolas
(
19/05/2007 07:22)
Aleo ho voaroka any mintsy iny e!! tsy itako koa ze ilaina masera sy mopera eto am tanàna toa vao mainka aza jiolahimboto ny olona, aleo hiditra ny touriste hanimba ny zazavavy gasy eee!! aleo hiditra ny drogue reny mantsy tsy koi na lany visa aza satria mampiditra vola eto!!
12. piste
(
19/05/2007 09:03)
Sao dia mba tokony hieritreritra kely fotsiny isika vao mba mamosa-kevitra le. Sa mieritreritra tsy misy mpahita dia manararaotra ohatry ny banga mihomehy alina. Samy manana ny niveau sy nanabeazany azy marina ny olona. Dia manarak'izay koa ny toe-tsaina sy ny hevitra aposaka.
13. xxx
(
19/05/2007 13:59)
TiTiNicolas:
Fialam-boly : manao firaisana amin'ny biby
Fanatanjahantena : paompy isan-alina
Halava : 1m70 - 1m74
Mitady : Hafa mihitsy
Fanampiny : za dia mirevy vevavy lava volo sy le tena milay be reny, de nena fitiavana resaka fanalana azy fotsiny iany, refa azoko le zavatra de samy mibarakay fa tsy mila arakaraka
Io no momba io olona namosaka hevitra io dia anjarantsika ny mandinika raha mba mikendry izay hahasoa ny be sy maro izy, fa amiko dia tsy olona io fa BIBY. Biby no tiany hanaovana firaisana, fisainana biby koa ny mba aposany eto. Toeran-kafa angamba no tokony hisy azy na eny amin'ny 18.
15. pimaso
(
21/05/2007 09:06)
fair play
lasa hors-sujet o!
fa tena masiaka tokoa ny fanjakana @ vahiny @ izao a!
fa ny fanjakana frantsy manomboka manadihady ny zava-misy @ zao fotoana,
asa izay ho fisehony ?;
;-)
;-)
;-)
lasa hors-sujet o!
fa tena masiaka tokoa ny fanjakana @ vahiny @ izao a!
fa ny fanjakana frantsy manomboka manadihady ny zava-misy @ zao fotoana,
asa izay ho fisehony ?;
;-)
;-)
;-)
16. Jeankely
(
30/05/2007 08:49)
Alaeo izy hanadihady e. Ny sasany milaza hoe angaha atao zanatany Sinoa, ny sasany milaza hoe tsy tia vahiny. Atsy ambadika milaza hoe fa angaha tsy misy Malagasy no vahiny no omena mitondra ny etsy sy ny aroa. Fa inona no tian'ialahisany e. Tsy izay tian'ialahy no atao fa izay tapaky ny Mpitondra. Angaha ialahy no mitondra. Aza manao resaka mifanohitra fa tsy mety e. Mitady vainy sa mandroaka vahiny sa ho zanatany. Inona e?