mariazin'olon-tiana
1. bezestah
(
18/05/2007 08:06)
Fa dia tena tsy misy mahay mits ve io vazo io e!
novalian'i sitlo ny 18/05/2007 20:56
2. sitlo
(
18/05/2007 08:17)
Ilay hira tsy hay moa ilay mpangataka be zesta. :°) Ary raha mamorona eh. Tonga dia frista be an:
O ry tiako
Androany ny mariazinao
toa fahoriako
Nefa fahasambaranao
Nasainao aho ho any
hanatrika ny fanolorana peratra
raha tsia no havaly
Dia ho hadisoako ho zary henatra
Ny foko anefa mbola tia
tsy mahavita mamaly anao akory
ka aleoko manao tsia
hijanona ato an-trano hatory
Dia efa amboarimboary any ny feony :wink:
O ry tiako
Androany ny mariazinao
toa fahoriako
Nefa fahasambaranao
Nasainao aho ho any
hanatrika ny fanolorana peratra
raha tsia no havaly
Dia ho hadisoako ho zary henatra
Ny foko anefa mbola tia
tsy mahavita mamaly anao akory
ka aleoko manao tsia
hijanona ato an-trano hatory
Dia efa amboarimboary any ny feony :wink:
6. sitlo
(
18/05/2007 20:56)
NY hena lasan'ny saka tantiko ihany fa ny fidingin'ny rambony. :wink::°), mariazin'olotiana izany kosa aloha no tena nofa angamba eh. :°)
