25€ fotsiny dia mampana karena e !!!

1. Sosy ( 17/05/2007 14:00)
Tena marina e 8O !!! Raha toa ka mahalina anareo dia manorata aingaina ao @ getrichquicly@yahoo.fr na valio eto iany. :-P "'lay izy ve tsy soloky?" hoy ianao. Tsia tompoko :D. Raha tsy mino ianao na mba misy fanontaniana tianao hampetraka dia tsotra iany e, hapetrao eto na tonga de manorata ao @ io E-mail anay io fa homenay MAIMAIMPOANA 8-) ny dokumanta mikasika ilay hetsika e :^). Fa zao 8), le izy zany tsy mila engagement avy aminao e 8-). Justa hoe mividy zavatra :-o de avy eo mivarotr'azy ;-) fa azoana tombony be dia be :^) @ alan'ny E-mail dia paimanent Cash hatrany e :wink:. Tsy mila connexion any an-trano akory fa any @ cyber dia efa milamina :!:. Mandefasa E-mail ainga an 8). Veloma ô !!!:P
novalian'i Fiffi ny 27/05/2007 20:11
2. Fiffi ( 17/05/2007 14:13)
:-w
3. sitlo ( 17/05/2007 14:33)
raha mampanakarena ve zany tsy i Sosy no voaloha, dia tsy natao yahoo intsony ny email fa nanana serveur manokana ...
"Good try" hozy ny vazaha izay.
4. mignone ( 17/05/2007 14:34)
nimporte nawaka ouzy ny banlieusard
5. Fiffi ( 17/05/2007 15:25)
sitlo:
raha mampanakarena ve zany tsy i Sosy no voaloha, dia tsy natao yahoo intsony ny email fa nanana serveur manokana ...
an3 ....tsy zany akory kah ! tsy hoe i Sosy no hanana serveur manokana fa toundé hoe "Raha mampanakarena an'i Sosy le izy de tsy hanao an'ity na nandefa an'ity eto akory Sosy.....sa (te hizara am namana ?) nefa....na de ny momba an'i Sosy aza tsy nofenoina...):-w:-w:)


6. Hubert ( 17/05/2007 15:43)
Efa tsy hahazo kil am'zany intsony enao Sosy f'efa mailo daholo anie ny ol e! indrindra fa am'ity resaka tranokala ity:wink:
7. Fiffi ( 17/05/2007 15:49)
Hubert:
f'efa mailo daholo anie ny ol e! indrindra fa am'ity resaka tranokala ity:wink:
fa maninona hono ity tranokala ity ? :roll:


8. diamondra27 ( 17/05/2007 15:52)
aleo hiasa ihany de ny vola azo @ hatsembohana no ivelomana na dia manahirana sy mafy aza

mahereza doly
9. Samoana ( 17/05/2007 20:13)
Sosy:

... Justa hoe mividy zavatra :-o de avy eo mivarotr'azy ..


Omeo maimaim-poana ny namana ilay "zavatra" fa aza manotra 25€ isaky ny kil kosa e:P. Anomezana ampahany @ ilay sôsy be ho azonay i sosy avy eo:-D


10. diamondra27 ( 18/05/2007 21:38)
de ty koa hono misy raha te-hahazo vola i sosy

Bonjour Très Cher
Je vous prie de me répondre a cet privé:
natasha_a2007@yahoo.fr

C'est un réel plaisir pour moi de vous contactez une pour une réussite d'entreprise d'affaire. Enfin que je me rendre dans votre pays. Bien que nous ne sommes jamais rencontrer mais j'ai pris ce risque de me confier a vous.


Ces fonds sont de dix huit millions de dollars américains ($18,000,000.00) que mon Père défunt avait déposé au près d'une compagnie de sécurité a Abidjan Cote d'Ivoire.
Raison pour la quelle nous demandons votre aider de pouvoir débloquer ces fonds et ensuite les transférer sur votre compte personnel. Enfin de m'aider a investir lorsque ces fonds seront sur votre compte.


1)Télécommunication
2)Industrie de transport
3)Hôtel de cinq étoiles si vriament vous disposer de m'aider je vous donnerai une récompense de 10% sur la totalité des fonds.


J'attends votre réponse le plus tôt possible.
Je vous prie de recevoir mes salutations les plus sincères et distinguées.
Que le seigneur vous bénisse.


Miss Natasha Adams.


Aza tsatsoana wa ny peuple
11. Fiffi ( 19/05/2007 10:50)
Samoana: :-D:-D:-D eny tokoa hoa eh ? maninn raha omena gratos kalou le zavatra de averina ny sosinao avieo ry Sosy ? :{:{:{
12. johnnyandri ( 22/05/2007 09:03)
mipitipitika ny sosy
ao anaty termosy
tsy aleko ve mibosy
toy izay manaraka resaka kris krosy
dia mbola sahin'i sosy ihany ve ny manisy sira valala manidina??? tsy aleon'ny olona mandady ety amin'ny tany misambotra valala a?:?
13. menalamba ( 26/05/2007 07:17)
Io indray ilay tazon-karena lé...tsss:twisted::twisted:
14. Fiffi ( 26/05/2007 16:47)
15. Stretch ( 26/05/2007 17:45)
johnnyandry:
mipitipitika ny sosy
ao anaty termosy
tsy aleko ve mibosy
toy izay manaraka resaka kris krosy
dia mbola sahin'i sosy ihany ve ny manisy sira valala manidina??? tsy aleon'ny olona mandady ety amin'ny tany misambotra valala a?


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-bravo.gif[/IMG]
milay kosa lesy ny ady riman là ry zoky.


Sosy:
25€ fotsiny dia mampana karena e !!!

misôtra lesy fa za efa manakarena a !
16. Fiffi ( 27/05/2007 20:11)
Stretch:
misôtra lesy fa za efa manakarena a !
:)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4664