FILS D'ADELINE

1. potakely ( 15/05/2007 08:31)
Misy olona manana ny tonon'kira milaza hoe : "INONA NO ANTENAINAO" ? Fils d'Adeline no mihira azy. Merci
novalian'i potakely ny 23/05/2007 05:59
2. caprio ( 15/05/2007 11:11)
Adeline mintsy no tena tompony fa nohirain'ilay zanany fotsiny taty aoriana,ary miala tsiny fa efa betsaka no tsy tadidiko intsony raha ny momban'ilay tonon-kira
3. Fiffi ( 15/05/2007 11:28)
sao mba ato hiany io ?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=734
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=620
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=186
4. potakely ( 15/05/2007 11:50)
Fiffi:

sao mba ato hiany io ?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=734
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=620
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=186



5. Fiffi ( 15/05/2007 12:34)
ao ve ?
6. potakely ( 18/05/2007 06:19)
Fiffi:

sao mba ato hiany io ?
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=734
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=620
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=186



:roll:misaotra anao Fiffi fa tsy ao mihitsy ilay tononkira tadiaviko. Mahagaga fa sarotra be ny fahazaona azy.
7. potakely ( 18/05/2007 06:24)
caprio:

Adeline mintsy no tena tompony fa nohirain'ilay zanany fotsiny taty aoriana,ary miala tsiny fa efa betsaka no tsy tadidiko intsony raha ny momban'ilay tonon-kira



:roll:Misaotra anao a Caprio. Moa ve fa tsy mahagaga izany hoe sarotra be ny fahazaona ny tonon'izany hira alefan' RVG isan'andro izao ?
8. Fiffi ( 18/05/2007 06:39)
omeo tonony kely hoe sao de mba hitako na aiko hiany ?
9. caprio ( 18/05/2007 23:37)
Fiffi:inty misy tadidiko kely fa mety mifangaro an:
inona no antenainao
@izao fihainana izao
hasambarana ve
sa fiadanana koa
mandalo miserana hiany
...SNS..
Ref:
ty fihainana ity
haihay sy tahotra
no atolony anao..sns
jesosy kristy
hitondra fiadanana
sy fihainana ho anao
jesosy kristy
amelombelona ny fonao
potakely:manana an'io hira io mintsy za ato an-trano fa aleo hotadiaviko refa malalaka za de alefako eto
10. potakely ( 22/05/2007 07:50)
Fiffi:

ao ve ?



Tsy ao ilay hira takiaviko fa dia miasotra anao ihany aho:lol:
11. potakely ( 22/05/2007 07:55)
Fiffi:

omeo tonony kely hoe sao de mba hitako na aiko hiany ?



Inona no antenainao
@izao fihainan'izao
Hasambarana ve sa fiadanana koa
Nandalo nisera ihany..........:roll:
12. potakely ( 23/05/2007 05:59)
caprio:

Fiffi:inty misy tadidiko kely fa mety mifangaro an:
inona no antenainao
@izao fihainana izao
hasambarana ve
sa fiadanana koa
mandalo miserana hiany
...SNS..
Ref:
ty fihainana ity
haihay sy tahotra
no atolony anao..sns
jesosy kristy
hitondra fiadanana
sy fihainana ho anao
jesosy kristy
amelombelona ny fonao
potakely:manana an'io hira io mintsy za ato an-trano fa aleo hotadiaviko refa malalaka za de alefako eto




misaotra betsaka anao ary mahereza amin'ny fitadiavana an'ilay tononkira tadiaviko:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127