aza manam-be rajeankely e!!

1. bazylou ( 11/05/2007 21:12)
tsy mila mamaly akory aho fa ireo ny olona dia hitanao ny valiny , izay provocation keli'ny mpampiady akoho lahy ve no idiranao eto !! tssss akombony fa efa lany andro e!! ereto aho koa fa ianao ihany no nifidy azy e!! dia aza mialona ny saosin'ny olona fa na ny suisse aza tsy nisy nafitsoka e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.051