Nitsoaka aiza ny taranaky ny Mapngalatra kely ary eee?
1. Jeankely
(
11/05/2007 08:52)
Ary toa vizana i Bazylouzotra ka tsy hita intsony ilay mangalatra kely e. Averina milay amin'inay ny resaka fa rehefa mangaltra leitia dia tsy izy e=))
novalian'i Jeankely ny 13/05/2007 02:41
4. Lalah
(
11/05/2007 14:11)
Ty tena efa mivika marina, mitsabo hoa tena efa tena lasa gaigy be mihintsy. Koa raha tsy misy atao hoatran ty ny olona koa ho eto @ forum 24/24. Ny an ny olona fialamboly no idirana eto fa tsy handrangitra olona sy miantsy ady aman olona hoatran ty. Mi-blah blah blah, matotra e, tsy manaratsy olona e! nefa sefony @ fanaratsiana. Tsy mahalala fomba tsy mahalala menatra a!
5. Jeankely
(
12/05/2007 02:43)
Fa angaha sepotra ry Lalah o. Tena isany mianara tsara vao manazava. Angaha rehefa ianareo no manaratsy Malagasy sy mitanisa ny fahantranay any Madagasikara dia tsara ary rehefa azo amin'ny ainareo ianareo dia miantso vonjy? Aiza ve ka ny olona aty andafy indray no hitarika ny olona anao adimpoko ary faly sy mitsinjaka hoe noroahan'ny tary ny foko sahala izao. Ny resaka fampisaraham-bazana Malagasy sahala izany no nianaranareo sy lazainareo ho dinika Politika ve? Hita be fa Under Graduate. Mba izay resaka hampandroso sy tena resaka Politika alefa fa mitady fampandrosoana ny Tanindrazanay izahay fa tsy mila fandrabirabiana sy fanesoana ny Fahantranay. AZo ve sa tsy azo?=))
6. Lalah
(
12/05/2007 02:53)
Ha ha ha! tena fohi-fisainana marina ty kleaza a! tsy mahita afatsy ny amban ny orony, tapaka ny tsinaiko @ ilay hoe under graduate, ha ha ty lo no mila mianatra tsara, ary aza migeste manoratra teny anglais eto ho a rehefa tsy hay fa mampite....Ny olona miteny frantsay eto efa tsy garabola hoatran ty intsony, tsy koi mintsy na mbola ataony frantsay daholo aza, satria hainy fa tsy hoatran ny an ity.
Fa iza koa aloha no nanaratsy gasy sao diso adiressy aza zato ianao. Ary zao aza hailika aty amiko ny resaka fanaratsiana fa ianao no namelona azy, dia mahatatesa zay valiny e! oodry aiza ary zany. resaka hampandrosoa , tena resaka politika angaha no betsaka any, politika aza tsy hain-ty akory. Ary raha te hanao resaka matotra hajao aloha ny tenanao dia hainy ny hafa ho azy ny manaja anao, mazava a!
Fa iza koa aloha no nanaratsy gasy sao diso adiressy aza zato ianao. Ary zao aza hailika aty amiko ny resaka fanaratsiana fa ianao no namelona azy, dia mahatatesa zay valiny e! oodry aiza ary zany. resaka hampandrosoa , tena resaka politika angaha no betsaka any, politika aza tsy hain-ty akory. Ary raha te hanao resaka matotra hajao aloha ny tenanao dia hainy ny hafa ho azy ny manaja anao, mazava a!
8. Jeankely
(
12/05/2007 04:28)
Rehefa tsa haiko ny Paraparantsay dia mba mampiasa izay kely ananako aho ry ty a. That's my Challenge. I don't need French.
10. Jeankely
(
13/05/2007 02:41)
Tsy amaly intsony aho fa VENDRANA ary samy ataoko hoe "Prix Nobel" daholo ireo manampahaizana ireo fa izay no sahaza azy. Resy aho ry "Prix Nobel" oooo.
