Fa ny saina ve no manao Politika sa ny vatana e?
1. Jeankely
(
08/05/2007 06:53)
Dia hita fa tena fandaniana andro tokoa ity resaka ity. Ny maha-FOHY ilay olona no hilazandr'i VENDRANA fa tsy mahalasa ny zavatra. Dia tena lava sy manja tokoa ve ianareo sa mba ataon'ny vazaha GIDRO AVY NITSOAKA ANALA? Samy manao resaky ny moana sy marenina fa izahay tsy miova izany. Miasa izahay vao mihinana ary tsy mandray torohevitry ny VENDRANA manao POLITIKAM-BENDRANA. Efa naroran'ny Olona mba MENATRA fa tsy mitabataba sahala ny MATY ANDRANO. Hahaha:lol:
novalian'i Jeankely ny 09/05/2007 05:02
3. Jeankely
(
08/05/2007 08:05)
Ny zava-misy io fa tsy inona. Lazainy fa fohy sahala ny halavan'ilay olona ny sainy nefa izy no tena Loza.
6. lamie
(
08/05/2007 12:22)
miangavy anareo roa lahy mba tsy hifamaly eto,samia mamoaka ny heviny,marina fa tena manirikiry i bazylou fa mandranitra anao fotsiny no kilalaony ry jeankely!:^):^):^)
7. xxx
(
08/05/2007 12:25)
ampiasaina ny vatana hanohana ny saina zay tena hiankinan'ny foto-pisainana ,ka izay kely saina no mirediredy tokony tsaboina,mandreraka be ny mahita olona ve....eto ka!
8. Jeankely
(
09/05/2007 05:02)
Mialatsiny fa dinika "Politika" no sokafana nefa olona mitanisa halavana, havendranana ka mba tezitra ny tena satria hahahaha :lol: fohy kely izaho miteny. Averiko ny fialana tsiny amin'ireo tezitra ary ho any amin'ny mpitsabo aho fa tapaka lalandrivotra hoy Mpams Bazylou. Misaotra e. Anokatra lohahevitra mety ho manja mifanaraka ny Politika aho amin'ny manaraka.
