bonanifff

1. Aino ( 05/05/2007 10:43)
miarahaba any puket @izao tsingeri-taona nao izao!!


:-*:-*
novalian'i puket ny 10/05/2007 14:50
2. booboo ( 05/05/2007 11:08)
joyeux anniveresaire eee :D. Manaova fety finaritra dia mirary soa indrindra.
3. dadie ( 05/05/2007 14:02)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG]

joyeux anniversaire puket ooo
4. ratonga ( 05/05/2007 16:19)
bônaniverséra é!!:lol:
5. Samoana ( 05/05/2007 19:35)
Aleo tokoa atao bônanify ato puket sô de mba entanim-panahy hametra-tsoratra voalohany eto:-D. Mandrosoa hosora-menaka e !...saingy aza adino ny anjara gatônay:D
6. mamzelkely ( 07/05/2007 06:52)
bonaniversaire en retard i puket de mirary soa bdb :-*:-*:-*:-*
7. Vahinala ( 07/05/2007 07:25)
bo versaire e !!:-*:-*:-*
8. lancia ( 09/05/2007 13:15)
bonanif zany e:-*:-*
9. fasaly ( 09/05/2007 18:39)
tara masinina koa zà fa bonanifff zany puket e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*
10. wooda ( 09/05/2007 19:34)
za tsy miavona fa mbola tsy mifankahalala bb kokoa fa de mirary annif ho anao puket! lol
11. sympa ( 09/05/2007 23:06)
Aleo tara toa izay tsy misy bonaniffffffffff puket :!: :-*:-*:-*:-* de mba atsipazo aty le gato na efa masiso fa mety fona io :-P:-P:-P:-D:-D:-D:-D:-D
12. puket ( 10/05/2007 14:50)
sôtsa betsaka e ....le gatô alefa poste sa ...hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0923