fanontaniana

1. Manank ( 05/05/2007 10:06)
Tsy azoko tsara le fomba fijerena namana, isaky ny mijery ao aho de lazaina foana hoe mbola tsy nahafeno ny momba² ahy nefa efa nofenoiko foana iny de nalefako.
novalian'i dadie ny 05/05/2007 14:30
2. heribe ( 05/05/2007 14:08)
ataove lava be resaka è dia ok io
3. dadie ( 05/05/2007 14:23)
manak > betsaka kosa ny anao no tsy ampy ao jereo tsara anie e ohatra:
-maribolana
-asa atao
-fialamboly
-fanampiny

am lé fanampiny z zavatra tianao ampitaina am namana fa ataovy lavalava fa ra tsy izany tsy mety ,tafiditra am forum ianao fa tsy afaka mijery sary
mazotoa
4. dadie ( 05/05/2007 14:30)
manank> ary b no isy voafitaka am anaranao satria misy ankizy atao oe mandrak ato ,za zao saika noeveriko o izy ianao
maereza o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3681