izaho ilay xxx io tary @ antson'ny fo

1. tslem ( 04/05/2007 19:32)

satria aho niafina xxx nanao oe :

Mpandefa : xxx [ Valio ] 30-04-2007 15:23:31
Lohateny : Re : Mitady an'i Erika JOERG !
!aiza erika
izaho koa mitady azy


dia nony avy eo oe :

Mpandefa : karinah [ Valio ] 30-04-2007 16:30:38
Lohateny : Re : Mitady an'i Erika JOERG !
, tsy 1 fotsiny fa 2 be izao


dia tsy maintsy niseho aho nanao oe :

tsy maintsy miseho ihany i xxx fa kay 2portant be zao no ilàna azy koh, fa tsy hitako sady tsy haiko e


dia nony avy eo nefa d oe:

Mpandefa : karinah [ Valio ] 04-05-2007 18:35:40
Lohateny : Re : Mitady an'i Erika JOERG !
, koa rah tsy ty zah panao xx panaratsy koa , de in ny olana @ izany izao ry Flem?


dia tsy haiko ny fahazoanareo ahy nanao xxx io ra io voalazan'i karinah io tokoa :roll:
novalian'i tslem ny 05/05/2007 06:37
2. sakaizakely ( 04/05/2007 19:52)
tslem> tslem tslem fotsiny wà de :P e !
3. karinah ( 04/05/2007 23:59)
tslem> ay indry ireo xx ireo?:lol:; in koa zao ny hefenana @ zany?:roll:, izaho efa niteny hoe izay mahalala ilay olona dia mba handefa hafatra aty a-mi-ko !!:-D
4. tslem ( 05/05/2007 06:24)
:roll: vakio tsara aloha lé size
5. tslem ( 05/05/2007 06:37)
Hevitra mandeha : izaho ilayxxx io tary @ antson'ny fo


ay indry ireo xx ireo?


karinah >>> tsy mitovy ny ilay sy ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5925