3
1. meva2
(
04/05/2007 09:38)
Bjr daholo,
2 vavy ny zanakay amin'izao fotoana izao ary mitady lahikely ! fantatra fa 50% ny chance fa naika mba hanontany hoe: misy ireo "recettes de grand mère" lazain'ny olona, misy efa nanandrana ve ianareo ary nanao ahoana ny valiny?

novalian'i xxx ny 09/05/2007 13:57
2. Fiffi
(
04/05/2007 14:02)
heu....andraso aloha tadiavina fa efa nisy dinika momba an'io teto....:)
3. melody
(
04/05/2007 20:26)
ny henoko indray dia misasa @ alamo...asa raha efa nisy naheno io, namako koreana no niteny ahy io, andramo, tsy lafo ange ny alamo e!
4. xxx
(
04/05/2007 20:29)
somary mihinana zavatra masisika hono ny lehilahy , na zavatra somary marikivikivy dia ao e, . Efa hitako mantsy fa misy olona mivady manan-janaka 11 fa vavy daholo , satria rangahy sady tsy misotro toaka no tsy tia sakay na zavatra mamy sira . Andramo angé
5. Zina
(
05/05/2007 00:15)
Ny ahy ndray ny fantatro dia ny lahy tsy manao asa mavesatra mahavizana azy tonga dia lasa lahy mihitsy hono aannnn..ireny bureaucrate ireny no teny mahazo lahy betsaka:wink:
6. coubah
(
05/05/2007 11:41)
za coubah de vonona hanome ny valiny mahafapo an toi fa saingy anao nanontany no hatoroko fa tsy hoany izay tsy nanontany fa de azavalina @forum ity ilay izy fa valio @ fandefasana hafatra dia homekoanao ny valiny tena izy ok!
7. tisera
(
09/05/2007 12:25)
fa nahoana kosa ry coubah no tsy mba omena ny rehetra eto fa maro ihany zao no liana @ izany an!mandra-piandry izay lazain'i coubah dia misy ilay hoe kendrena mba ho @ ilay jour d'ovulation ny firaisana : tsy roa andro aloha tsy roa andro aoriana raha mitady lahy (izany hoe efa fantarina mialoha @ fakana temperature na koa mampiasa ilay test d'ovulation) dia henoko koa fa azo hatao ny miezaka mitandrina sakafo fa ny tena efficace indrindra dia ny mametraka @ Tompo Andriamanitra ny safidinao sy ny mangataka Aminy hanome araka izay sahaza é!
ito misy rohy mety hanamafy ny voalazako:http://www.aufeminin.com/m/maman/sexe-bebe.html
ito misy rohy mety hanamafy ny voalazako:http://www.aufeminin.com/m/maman/sexe-bebe.html
8. sakaizakely
(
09/05/2007 13:17)
tisera> suppositions daholo akia io a ! tsy misy afaka mi-confirmer mihitsy. Ny sahy milaza fa mahay mi déterminer ny sexe-n'ny zaza hoteraka dia mpisoloky sy fangoloka.
t@ zanako faharoa aho tena nanao test d'ovulation pour tomber le jour J fa tena tsy nety fa de vavy ihany.
Le mifady sakafo nodinihako fa tsy mety amiko le tsy mihinana crudités ohatra, de mihinana charcuteries koa hono nefa za tsy mahazo mihinana sns...
Donky navelako am'zao de ny anjara sy lahatra no manapaka azy de zay ;-)

9. xxx
(
09/05/2007 13:57)
sakaizakely >>> tsy hoe misoloky sy fangoloka ny olona fa ny fandraisana azy no diso : augmenter la probabilité d'avoir un garçon, izay ihany no azo atao , à moins que hisy hanao manipulation na spermatozoïde sy ovule angaha