\"Jésus lui dit : Mon ami… \". Matthieu 26.50
1. Fiffi
(
04/05/2007 07:12)
Tena mino zah ry zareo fa tsy misy zany hoe "hasard" zany satria ho tohin'le dinika nataoko tao am antson'ny fo de ity ny voalazan'ny "Top Chrétien" vao maraina teo......(hialako tsiny aloha raha am teny frantsay fa tena tsy voadikako io an !)
Lorsque vous priez pour demander à Dieu de vous donner de la patience, comment agit-il ? Sort-il une baguette magique ? Ou bien, place-t-il quelqu'un sur votre route pour mettre votre patience à l'épreuve ? Pouvez-vous apprendre la persévérance sans les obstacles ? Comment apprendrez-vous à pardonner sans connaître premièrement la trahison ?
En acceptant ce principe de croissance, votre vision va changer et vous serez bien plus en paix. Lorsque vous verrez un "Judas" s'approcher de vous pour vous embrasser, alors tout comme Jésus vous pourrez lui dire sans aucune amertume : "mon ami".
Une prière pour aujourd'hui
Seigneur, aide-moi à accepter "les amis" que tu vas mettre sur ma route. Que je puisse réaliser qu'ils sont là pour m'aider à grandir et à accomplir ma destinée. Que l'amertume ne me ronge pas lorsque je serai trahi mais que je puisse voir le plan béni que tu as pour moi. Amen.
Ka ny zavatra tena ni-marké anaha de ity:

Lorsque vous verrez un "Judas" s'approcher de vous pour vous embrasser, alors tout comme Jésus vous pourrez lui dire sans aucune amertume : "mon ami".zany hoe tsy Jesoa isika ary ahavita an'zany tokoh ve ?
novalian'i ari.malala ny 14/05/2007 13:14
2. rakaroka
(
04/05/2007 08:42)
Arakaraka ny "niveau spirituel"n'ilay olona no tsy hironany firy intsony @ fanenjehana azy, tahaka izay
nanjo an'i Jesoa,efa tratran'izany koa i Amma saika hisy hamono fa dia noraisiny
tam-pitiavana tokoa ilay olona, ary tahaka izany koa i Pape Jean Paul II.
Misy "âme" sensible" @ ratsy atao fa misy "âme"
efa ny "mission" ataony no banjininy!

3. ikaretsaka
(
04/05/2007 12:39)
rakaroka:
Arakaraka ny "niveau spirituel"n'ilay olona no tsy hironany firy intsony @ fanenjehana azy, tahaka izay
nanjo an'i Jesoa,efa tratran'izany koa i Amma saika hisy hamono fa dia noraisiny
tam-pitiavana tokoa ilay olona, ary tahaka izany koa i Pape Jean Paul II.
Misy "âme" sensible" @ ratsy atao fa misy "âme"
efa ny "mission" ataony no banjininy!
Misaotra rakaroka a
4. bichette
(
04/05/2007 13:10)
raha ny amin'ny maha olombelona dia tsy vita fa araky ny tenin'i rakaroka dia arakaraka ny niveau spirituel sy ny relation PERSONNELLE amin'Andriamanitra. Tsindriko tsara ilay hoe "personnelle". :-*
5. salmo1
(
04/05/2007 13:50)
1 Pierre 2, 3
Enfin, soyez tous animés des même pensées et des même sentiments, pleins d'amour fraternel, de compassion, d'humilité.
Ne rendez point mal pour mal, ou injure pour injure; bénissez, au avez été appelés, afin d'heriter la bénédiction.

7. rakaroka
(
04/05/2007 16:00)
Fa ny blem @ lé izy koa gné, raha ohatra ahy olona tsotra tsy ampy fahamasinana loatra ity aza, mahatsapa hoe " on a interét a profiter le meilleur de nous même" : "Positivé"-na fotsiny ny saina hiatrika izay tokony atrehina fa tsy abahana an-tsaina loatra lé zavatra mamotika ireny: "jereo itony ry Grégory de star Ac : maty tanora vao 24 taona : fantany hoe mety tsy aharitra ela intsony ny fahavelomana eto an-tany fa nahafinaritra ny fihoirany izany fahaosana izany ka nafahany nihoitra nahavita zavatra nihoatra ireo toa en "forme" marobe aza!
Ka marina fa misy ny adiady sns ..fa enga anie ho hay ny manararaotra ny zava-tsoan'ny fiainana e!:wink:

8. karinah
(
04/05/2007 18:18)
marina mintsy izany Rakaroka, mandalo ny fiainana ka tokony ny zavatra mitondra soa sy fifalina no hatao hifantohan'ny saina bebe kokoa!:wink:
Fiffi> niantso an'i Judas hoe mon ami i Jesoa? satria tsara fo loatra izy ka na dia tokony ho tezitra taminy aza de nagoraka azy hoe mahonena ny toetrany.
Isika tsy Jesoa Kristy anefa kosa afaka manakaiky kokoa ny fahatanterahana! :)

9. karinah
(
04/05/2007 18:20)
salmo1:salmo> ntsôooo(l):-*:-*
1 Pierre 2, 3
Enfin, soyez tous animés des même pensées et des même sentiments, pleins d'amour fraternel, de compassion, d'humilité.
Ne rendez point mal pour mal, ou injure pour injure; bénissez, au avez été appelés, afin d'heriter la bénédiction.
10. Zina
(
04/05/2007 21:48)
oy rakaraoka
marina mihitsyizany fa raha ampian-njy ny fahalalana/fanarahana an'andrimanitra io dia tena PARFAIT. = izay ilay atao oe tena kristiana.:wink:
" on a interét a profiter le meilleur de nous même"

11. rakaroka
(
05/05/2007 18:04)
Zina:
oy rakaraoka
" on a interét a profiter le meilleur de nous même"
marina mihitsyizany fa raha ampian-njy ny fahalalana/fanarahana an'andrimanitra io dia tena PARFAIT. = izay ilay atao oe tena kristiana.:wink:
Fiheverako raha maha-profite ny meilleur de nous à chaque seconde de la vie koa tsy efa ao @ Atra angaha moa izany? ZAVATRA tsy misaraka izany ka! Ny "tsara tanterahana "anie mifanaraka sitrapon'Atra" raha tsy izany angamba tsy ambara fa ho ny "meilleur":wink:
12. bobone
(
07/05/2007 08:16)
Rakaroka!
: marina mihitsy fa mandalo ny fiainana : ka izany ho hanararaotana hanaovana zavatra soa ! tsy ho an\'ny tenany ihany fa ho an\'ny mpiara-belona; eo anivon\'ny fianakaviana ; fiarahamonina! na an-tanana na aram-pivavahana e!
\" Araraoty ny andro azo hanaovana soa fa ratsy izao fiainana izao!

13. rakaroka
(
07/05/2007 11:43)
bobone:
Rakaroka!
: marina mihitsy fa mandalo ny fiainana : ka izany ho hanararaotana hanaovana zavatra soa ! tsy ho an\'ny tenany ihany fa ho an\'ny mpiara-belona; eo anivon\'ny fianakaviana ; fiarahamonina! na an-tanana na aram-pivavahana e!
\" Araraoty ny andro azo hanaovana soa fa ratsy izao fiainana izao!
Marina mihitsy ny resak'i bobone eto hoe "tsy ho an'ny tena ihany na tokony hijanona ho @ izany velively no tanjona @ fiatrehana ny fiainana, anefa dia toa mihazo ho @ izany ny ankamaroan'ny "fiainan'ny maro": samy maka ho azy izany, samy mianina @ izay mampety ny tenany tsy am-piheverana loatra ny hafa intsony:
"Ny didy hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao" nisy nahatanteraka tokoa fa tsy ireo mpanao "bla, bla, bla loatra. tahaka ny hoe tiana hodikainy ity diyi ity tondé dia miantsmpy @ ilay hoe "tiava an'i Jehovah Atrao, anefa atao ahoana ny ho tia ny tsy hita raha tsy hay ny mitia ny hita?, rahateo "raha
mifankatia ianareo no mpianatro" fa taha tsy izany...
14. Rasiligaoma
(
07/05/2007 15:08)
ka io ny "je" aloha vao "tu" fa tsy manao "nous"
Rakaroka> marina dia marina! @ fitiavana ny hita no hitiavana ny tsy hita... izay no lalana voalohany anefa

15. niryna
(
08/05/2007 06:19)
karinah:
marina mintsy izany Rakaroka, mandalo ny fiainana ka tokony ny zavatra mitondra soa sy fifalina no hatao hifantohan'ny saina bebe kokoa!:wink:
Marina tanteraka izany,mila mijery ny tenantsika koa isika fa sao misy zavatra tsy mety nataon-tsika.Indrainray izay miteny ihany no henoina.
Fenoy fitsikiana hatrany ny fiaianana e ary resaka sehatra fivavahana moa ity dia mivavaha izay manana alahelo sy tsy tia ny tena fa izy ihany no voan'ny ataony eo.(l)(l)
16. majesty
(
08/05/2007 15:14)
Fiffi;efa fiainan'ny Kristiana efa avo lenta be io,ary marina ny voalazan'i rakaroka sy bichette hoe miankina amin'ny niveau spirituel na relation personnelle-nao amin'Andriamanitra io:D satria na samy mpianatra aza dia tao ireo izay akaikin'ny fon'ny Mpamonjy kokoa satria efa zatra niaraka tamin'ny Mpamonjy na taiza na taiza no nalehany.:D
17. ari.malala
(
09/05/2007 14:17)
Franchement, za manokana tsy mahavita an'io! dire à quelqu'un qui m'a blessé ve hoe mon ami? ts za zany! :-(:oops: za olona mora tia b fa refa indremande voadona de tena ts miresaka @ iny olona iny intsony mintsy, mandrakizay! ary cas efa mitranga amzao fotoana izao io zavatra io :-( manaiky za hoe ts toetsaina kristianina le izy, saingy ny ana aleoko tsy miteny toy izay miresaka fa miatsaravelatsihy!
18. majesty
(
10/05/2007 08:42)
ari.malala a,tsy vitan'ny herin-tsika olombelona io fa mila an'ilay hery avy any ambony ka:D
20. Fiffi
(
11/05/2007 14:36)
Zina:izany no tena atao hoe kristiana ozy ndry ? hummm......ny famelana angamba no tena azo atao noho ny vavaka "mamelà ny helokay...." fa ny "ami" :-w:-w:-w heu...raha tena voadona mafy ny tena toa ohatran'sarotra be hiany io an !