Aiza ny tandrifinao sy ny sehatra tianao?????

1. xxx ( 02/05/2007 19:37)
Tonga nisoratra ho mpikambana eto amin'ny namana serasera.org ianao....inona no zavatra tena mahafinaritra anao ato ary aiza no tena sehatra manintona anao???, ohatra any aminny blaogy sa karajia sa forum sa ny sary sa ny kilalao????? ankoatra izay hafa misy?????
novalian'i cute ny 24/06/2007 00:20
2. Stretch ( 02/05/2007 19:49)
ny ahy any am le mamaky no tena manintona ahy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Ordinateur/ordi-9523.gif[/IMG]
3. Fiffi ( 02/05/2007 20:13)
fa maninona no miafina xxx manontany an'io kay ? de inona na aiza no mba tian'i xxx aloha ?:roll:
4. fasaly ( 02/05/2007 20:52)
ny ahy aloha ao am sary sy tsikeran'ny sary no tiko e! ao aho mora sy malaky ny misera am namana misy affinité kokou!:-P
dia ato am forum kounkou indrindra fa manàla azy, de preferansa resaka manoakana sy resaka fitiavana ...:P ;-)
euhhhh! ankoatra izay dia tsy tazana loatra aho....
5. fasaly ( 02/05/2007 20:58)
6. Fiffi ( 02/05/2007 21:07)
hummm.....inona hono no tsikilovan'io saka io ? :roll::-D:-D:-D
7. fasaly ( 02/05/2007 21:10)
:-D:-D:-D:-D:-D ka izy aza mba te hisera kounnn!
8. diamondra27 ( 02/05/2007 21:47)
Fiffi:

hummm.....inona hono no tsikilovan'io saka io ? :roll::-D:-D:-D



miandry le souris kosany izy e hihihi:-D:-D:-D
9. ikaretsaka ( 03/05/2007 03:50)
angaha lasa misy volony be ohatran'io indrayt ny "pisokelin'i fasaly'?:-D
10. niryna ( 03/05/2007 05:19)
Ny ahy ao amin'ny fivavahana,ny eritreritra ilay tonga tampoka iny,ny fahasalamana ary ilay mamaky ny forum miafina xxx dia manao teny tezitra,matin'ny fihomehezana aho mieritreritra ireny olona ireny.Toa miady amin'ny angidina fotsiny ilay olona kanefa tsy hitan'ny masony akory:roll::P:P
11. fasaly ( 03/05/2007 06:16)
Fiffi:

hummm.....inona hono no tsikilovan'io saka io ? :roll::-D:-D:-D



miandry an'i fiffi hi connectée izy e!:-P:wink::-D:-D:-D


12. fasaly ( 03/05/2007 06:17)
ikaretsaka:

angaha lasa misy volony be ohatran'io indrayt ny "pisokelin'i fasaly'?:-D

ikaretsaka: :? pisokely hafa iio:-D:-D:-D:-D

13. fasaly ( 03/05/2007 06:18)
niryna: tena samy manana ny sehatra tiny marina ooooôh! hihihihi:-*
14. Vahinala ( 03/05/2007 10:00)
Hafa ihany ny forum e !
15. kelly13 ( 03/05/2007 10:16)
za kou forum d mametraka tsikera @ sary hihihi
16. mbaliana ( 03/05/2007 14:27)
za le mandrangitra e ... nefa toa mbola tsy nisy rangitra :-D:-D:-D:-D:-D :?
17. booboo ( 03/05/2007 18:09)
Nenà forum, mamaky ny momba² ny namana (misy tena mampihomehy beeee ny sasany)
18. Stretch ( 03/05/2007 19:04)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/idee-ampoule-987.gif[/IMG]
19. Fiffi ( 04/05/2007 06:36)
fasaly:
miandry an'i fiffi hi connectée izy e!:-P:wink::-D:-D:-D
miaouuuuuu io aza fa efa eto zah de ahoana hono ? hi-miaouuuuuu fotsiny ve ? :-D:-D:-D:-D


20. hery ( 04/05/2007 11:42)
Ary i Fiffi mbola tsy namaly :-)

Izao no zavatra ataoko voalohany eto @ serasera

- Namana (Mijery ny namana vaovao sy ny sary vao tonga)
- Forum (mijery izay hafatra mitranga sy ny dinika Momba ny serasera)

zay vao mandeha ny asa isankarazany :-) (mijery tononkira raha ok daholo, tondrom-peo, tononkalo, sns... dia sady alefa ihany ny Radiovazogasy...) Rehefa atoandrotoandro vao mi-chat.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.317